Dr Mino

Dr Mino Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dr Mino, Business Center, Antananarivo.

⛔ DIARRHÉE ❗❗❗✅Tsy voatery mijanona any amin'ny hopitaly ny zaza rehefa mivalana❌Fa mila manantona mpitsabo foana anefa ...
12/04/2026

⛔ DIARRHÉE ❗❗❗

✅Tsy voatery mijanona any amin'ny hopitaly ny zaza rehefa mivalana

❌Fa mila manantona mpitsabo foana anefa mba hazoana toromarika rehetra izay ilaina

⛔ PROTHÈSE TOTALE DE LA HANCHE ❗❗❗
05/04/2026

⛔ PROTHÈSE TOTALE DE LA HANCHE ❗❗❗

⛔Mila fikarakarana ny lafin'ny fitsaboana eto Madagascar ❌Efa nahatratra 66 indray ireo mpitsabo Malagasy hivoaka any iv...
29/03/2026

⛔Mila fikarakarana ny lafin'ny fitsaboana eto Madagascar

❌Efa nahatratra 66 indray ireo mpitsabo Malagasy hivoaka any ivelany noho ny hatsaran'ny sehatra fitsaboana any ivelany

⛔ SCARLATINE ❓❓❓❌Misy tâche menamena "en nappe" ❌Menamena ny ativava ( gorge )❌ Miakatra be ny hafanàna ( fébrile)❌Ankiz...
22/03/2026

⛔ SCARLATINE ❓❓❓

❌Misy tâche menamena "en nappe"
❌Menamena ny ativava ( gorge )
❌ Miakatra be ny hafanàna ( fébrile)
❌Ankizy kely manodidina ny 10 taona

👉Manantona mpitsabo fa lasa compliquée io rehefa tsy tsaboina

❌Tsy mahatsapa ny lanjan'ny mpitsabo ny olona raha tsy efa tonga ny aretina❗Tsy mampaninona anay izany fa "logique" be
15/03/2026

❌Tsy mahatsapa ny lanjan'ny mpitsabo ny olona raha tsy efa tonga ny aretina

❗Tsy mampaninona anay izany fa "logique" be

08/03/2026

⛔Marobe ireo marary efa tsy azo tsaboina intsony vao manantona mpitsabo
❌Nefa raha tamin'ny vao nanomboka mety avotra ihany

⛔MARARY KIBO ILAY ZAZA SADY MIKOHAKA NO MIAKATRA HAFANÀNA❓❓❓❌AZA MANAO DOKOTERA TENA❌RAHA MARARY KIBO NY ZAZA TSY VOATER...
01/03/2026

⛔MARARY KIBO ILAY ZAZA SADY MIKOHAKA NO MIAKATRA HAFANÀNA❓❓❓

❌AZA MANAO DOKOTERA TENA
❌RAHA MARARY KIBO NY ZAZA TSY VOATERY HO AO AMIN'NY KIBO NO FOTOTRY NY ARETINA

👉METY HO ARETIN'NY "POUMONS" IHANY KOA
👉NY MPITSABO NO AFAKA MAMANTATRA IZAY MAHAZO NY ZANAKAO

MIRARY SOA😘

22/02/2026

⛔Ny zava-dehibe tsara ho fantatry ny reny amin'izao "BRONCHIOLITE"

☑️DIA MIANATRA "DRP"

⛔ DERMATITE ATOPIQUE❓❓❓✅Zaza "ATOPIQUE" na efa misy allergie ✅Efa miverimberina matetika✅Mangididy be izy io👉 INONA NO A...
15/02/2026

⛔ DERMATITE ATOPIQUE❓❓❓

✅Zaza "ATOPIQUE" na efa misy allergie

✅Efa miverimberina matetika

✅Mangididy be izy io

👉 INONA NO ATAO :

✅ Manantona mpitsabo

❌Raha Miakatra hafanàna sy tsy mahasakafo ilay zaza dia tandremo fa mila miditra hôpital haingana " SYNDROME DE KAPOSI-JULIUSBERG"

⛔ URTICAIRE❓❓❓✅Aretin-koditra azo avy amin'ny "allergie" izy io✅Grave izy rehefa tonga amin'ny atao hoe "ŒDÈME DE QUINCK...
08/02/2026

⛔ URTICAIRE❓❓❓

✅Aretin-koditra azo avy amin'ny "allergie" izy io

✅Grave izy rehefa tonga amin'ny atao hoe "ŒDÈME DE QUINCKE": izay mahatonga fahasemporana

✅Noho izany dia mila tsaboina izy

✅Ny fitsaboana voaloany dia ny fanantonana mpitsabo

⛔ INONA NO ATAO HOE DIARRHÉE ⛔❓❓✅Rehefa mangery malemy be loatra na mitsiranoka in-telo ao anatin'ny iray andro ✅Na mang...
01/02/2026

⛔ INONA NO ATAO HOE DIARRHÉE ⛔❓❓

✅Rehefa mangery malemy be loatra na mitsiranoka in-telo ao anatin'ny iray andro

✅Na mangery mihoatra ny 300g ao anatin'ny iray andro

De manantona mpitsabo 😘

25/01/2026

⚠️MPOX

👉MILA MITANDRINA NY OLONA MAREFO SY TAIZAN'ARETINA

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dr Mino posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share