MADA COLIS

MADA COLIS Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MADA COLIS, Business Center, Antananarivo.

Chargement avant départ à Mada colis.
24/07/2024

Chargement avant départ à Mada colis.

Miarahaba antsika rehetra mpanjifa ary mbola misaotra hatrany amin'ny fiarahamiasa antsika.Miasa ho anao hatrany izahay ...
08/07/2024

Miarahaba antsika rehetra mpanjifa ary mbola misaotra hatrany amin'ny fiarahamiasa antsika.

Miasa ho anao hatrany izahay eto amin'ny Mada colis.

Mande amin'ny faritra rehetra.
Raha mila fanazavana fanampiny afaka miantso ny laharana 038 13 020 73/ 038 13 020 76.
Na miditra hafatra MP.

Ny Société Mada Colis dia mampitohy isan'andro ny faritra 22 eto Madagasikara,raha mikasa ny handefa entana ianao dia az...
23/02/2024

Ny Société Mada Colis dia mampitohy isan'andro ny faritra 22 eto Madagasikara,raha mikasa ny handefa entana ianao dia aza misalasala ny manantona ny birao ety Andohotapenaka enceinte Lavage Tsunami na miantso ny laharana 0381302073/0381302076,24h/24h,6j/7j.Izahay dia afaka manome fahafaham po ho anao araka izay filana tadiavinao.

Mikasa handefa taratasy, colis makany amin'ny faritra manerana ny Nosy, entambarotra isan-karazany,  conteneur, hanao dé...
09/02/2024

Mikasa handefa taratasy, colis makany amin'ny faritra manerana ny Nosy, entambarotra isan-karazany, conteneur, hanao déménagement,...

Ny société Mada colis dia afaka manampy anao amin'izany.

Manana fiara maro afaka mamaly izay ilainao ( sprinter, camion, semi-remorque, camion bâche, camion fourgon)

Afaka maka colis any amin'izay misy anao izahay na kely na lehibe izany na koa afaka manantona mivantana aty amin'ny birao ianao.
Tsy voatery hanatitra ilay colis koa nefa anao fa afaka alainay any an-tranonao na any amin'ny toerana izay tianao angalana azy na ihany koa any ampiasana.

Mandeha manerana ny Nosy.

Miasa ny Alatsinainy hatramin'ny sabotsy.

Afaka hifanaraka sy hifampiresahana tsara momba ny tarif.

Raha Mila fanazavana fanampiny Dia afaka miditra MP na miantso mivantana ny :
038 13 020 73
038 13 020 76

Miarahaba antsika rehetra hatrany.Ny Mada colis dia miasa ho anao hatrany isan'andro izay mandeha manderana ny Nosy.Cont...
06/02/2024

Miarahaba antsika rehetra hatrany.

Ny Mada colis dia miasa ho anao hatrany isan'andro izay mandeha manderana ny Nosy.

Contact :
0381302073
0381302076

izy ny fiara teto @ MADA COLIS ny 26-10-2023.  No nihazo any Antsohihy .Ambanja .Ambilobe .Diego mankasitraka @ fitokisa...
27/10/2023

izy ny fiara teto @ MADA COLIS ny 26-10-2023. No nihazo any Antsohihy .Ambanja .Ambilobe .Diego mankasitraka @ fitokisana Ary mirary fiaraha miasa mateza ampitsika rehetra .Ary manasa n'y mari itsidika anay ka iara hiasa koa

Amin'izao vanim-potoana ny orana izao dia matahotra  isika tompona colis hoe sao sanatria mando na tratran'ny orana ny c...
17/10/2023

Amin'izao vanim-potoana ny orana izao dia matahotra isika tompona colis hoe sao sanatria mando na tratran'ny orana ny colis dia Simba na misy fahapotehina,

Ny Mada Colis dia manana vahaolana amin'izany ary azo antoka tsara ny colis izay alefanao.

15/10/2023
15/10/2023

Misokatra ho anao ny birao MADA COLIS ny Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy.

Profitez des solutions efficaces pour une livraison express, sécurisée et adaptée à tous vos besoins dans tout Madagasca...
14/10/2023

Profitez des solutions efficaces pour une livraison express, sécurisée et adaptée à tous vos besoins dans tout Madagascar, la société Mada Colis est à l'écoute des besoins de ses clients depuis plus de 05 ans.
Nos offres sont conçues pour le transport de colis en express pour toutes vos marchandises sur palettes, de gros volumes, plis, conteneur, etc.

Afin de satisfaire vos exigences, la société Mada Colis prend en compte vos problématiques: délai de livraison, livraison sécurisé, ramassages colis, assurance des marchandises proposée, livraison dans tout Madagascar etc
Les offres de Mada Colis permettent une prise en charge de vos colis du lundi au samedi.

Pour plus d'informations, je vous invite sur MP ou appelez directement le numéro 038 13 020 73 ou 038 13 020 76.

Livraison rapide pour répondre à votre attente.Mada colis, livraison rapide, assurée, disponible à tout moment.
14/10/2023

Livraison rapide pour répondre à votre attente.

Mada colis, livraison rapide, assurée, disponible à tout moment.

Ho anao hanatitra colis mivantana eto amin'ny birao Mada colis dia faly mandray anao ny Alatsinainy hatramin'ny Asabotsy...
14/10/2023

Ho anao hanatitra colis mivantana eto amin'ny birao Mada colis dia faly mandray anao ny Alatsinainy hatramin'ny Asabotsy izahay.
Na ihany koa afaka alainay any amin'izay misy anao ny colis izay ho alefanao.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MADA COLIS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share