30/08/2024
Mbola Arrivages tsara kely ihany ❤️❤️
Hot Pot 🔥 Lunch Box 🔥
@ ilay Tsara Qualité 🥰 ( afaka mandalo mijery azy Mivantana 🫣 io ambany ny Adresse 😘)
Mitana tsara ny Hafanan'ny Sakafo 🥰
2 - 3 - 4 Compartiment, Jereo izay tena mety 😉
Prix à partir de 20.000 Ar
En Gros ou En Détail hatrany 😉
🔴 Ilay Gros afaka atao oe Karazan'ny 5 Articles fa tsy voatery Articles mitovy ❤️
Ny toerana misy anay dia eo Isotry lalàna tranompokon'olona Isotry na manaraka ny lalàna CSB II Isotry
Afaka miantso anay ianao @ ireto laharana ireto : +261 34 21 620 14 na +261 34 86 025 25 (WhatsApp
Mankasitraka anao ny Magasin TLG ❤️