09/12/2023
Salut 💝
Amin'izao akatoky ny fety izao dia hanao ny izay ahazoana chocolat 1 carton
Tsotra ny lalao :
1 : Asio j'aime aloha ny page-tsika
2 : Manaova commentaire hoe " Vonona" raha ilalao
3 : partageo ity publication ity ka lazao ny namana hilalao
4 : misafidy produit iray izay tianao ho azo amin'ireo sary ireo ianao ka partagéo eo amin'ny mure-anao en mode public miaraka @ légende hoe : "mankafy chocolat by Eimrit Shop "
Fisarihana mercredi 20 décembre @ 15h00
NB: İzay mahazo max de like amin'ny partageny no mahazo ilay produit nopartageny 1 carton
Dia ho an'izay mandray anjara rehetra dia andefaso "Cc" ny page ahafahanay manaraka ny mure anareo
Bonne chance daholo ❤️💝🥰🥰