08/03/2026
‼️‼️
‼️‼️FORMATION 3 EN 1‼️ ‼️ ‼️
☑️ CARTON PERSONNALISÉ
☑️ SERIGRAPHIE MODERNE
☑️ IMPRESSION SUR TOUT SUPPORT
🟡 PRATIQUE 97% THÉORIE 3%
🟡 GARANTIE TSY MAINTSY MAHAY
🔴 IRETO NY ZAVATRA IANARANA :
👉 Petites boîtes (thé, chocolat, savon bio, smartphone,)
👉 Coffret cadeaux, mignardises
👉 Fast-food Packaging...
👉 Personnalisation sur tout support
(carton, métal, bois, plexi, tissu, plastique, sachet, silicone, papier sulfurisé, vitre...)
👉 Sérigraphie moderne
👉 + idée de projet
🔴 NY MAMPIAVAKA NY FORMATION :
👉 Atoronay anao ny Lavaka (fournisseur) fangalana matière rehetra eto.
👉 Atoro anao ireo mateiel ilaina rehetra
👉 Atoro anao ireo sous-traitants rehetra
👉 Atoro anao ireo outil de démarrage d'activités rehetra tsy lafo be nefa mampidi-bola.
👉Omena support de formation gratuit ianao rehefa manatrika ny formation.
👉 Ny fampianarana dia efa manaraka ny technologie ankehitriny
👉 Efa slide de présentation no ampianarana antsika miampy pratique 97%
👉 Feno dia feno ny formation ary tena mazava tsara sy mora azo.
👉 Afaka manome certificat izahay hoan'izay mila.
⛔ IRETO NY ZAVATRA ENTINA RAHA ANAO FORMATION :
✅ Cahier de note sy stylo
✅ Frais de formation : 50.000ar /personne.
⛔ Manoratra anarana mihaloha raha anao réservation fa voafetra be ny toerana
10 participants eo ihany.
🟡 Toerana : Ambohidroa en face Someto Batiment violet 1er Etage
💥 💥 💥 Misafidy date 1 ianao:
🟡 Mardi 10 mars 2026
👉 Ora : 8H-16H
🔴 Renseignements et reservations
0385837473