GASY M'ketrika Externalisation

GASY M'ketrika Externalisation "๐‘ถ๐’‘๐’•๐’Š๐’Ž๐’Š๐’”๐’†๐’› ๐’—๐’๐’” ๐’“๐’†๐’๐’‚๐’•๐’Š๐’๐’๐’” ๐’„๐’๐’Š๐’†๐’๐’•๐’”, ๐’Ž๐’‚๐’™๐’Š๐’Ž๐’Š๐’”๐’†๐’› ๐’—๐’๐’” ๐’“๐’†๐’”๐’–๐’๐’•๐’‚๐’•๐’”"

02/09/2025

๐Ÿ“ขINVESTISSEMENT AZAHOANA REVENU 100% PAR MOIS
(Tafiditra ao anatin'ny Extension an'ny Centre d'appel anay iany izy ity fa projet atao amin'ny Locale Vaovao)

โ—Ho ana investisseur 4irery ihany raha mametraka 5 000 000Ar avy
โ—Na investisseur 1ihany raha mametraka 20.000.000Ar .

๐Ÿ“ƒCONTRAT 3MOIS
โŒ๏ธTsy misy periode d'attente

๐ŸŽ‰TOLOTRA MANOKANA ANIO SY NY ALAKAMISY 04 sept 2025 HO AVY IZAO IHANY.

Mifarana ny alakamisy io ny tolotra,
Anio afaka miditra amin'io tolotra io ianao sy ny alakamisy io,tsy afaka mandray olona ny Alarobia.

Bureau Anjanahary
โ˜Ž๏ธ 034 73 163 82

๐Ÿ“ŠTOLOTRA INVESTISSEMENT (60% @ Capital/Mois) Sร›R A LONG TERME EXTENSION CENTRE D'APPEL G.M.K Externalisationโ—Projet appe...
01/09/2025

๐Ÿ“ŠTOLOTRA INVESTISSEMENT (60% @ Capital/Mois) Sร›R A LONG TERME
EXTENSION CENTRE D'APPEL G.M.K Externalisation
โ—Projet appel entrant Francophone ilay ampiasaina ny investissement๐Ÿ“ž

Capital : + 5 000 000Ar
Contrat 15Mois

โ—Ny 3Volana voalohany (periode demarrage) ka 10% @ Capital ampiasainao no raisinao isam-bolana, aorian io kosa dia mandray 60% ampiasainao.

๐ŸซดRaisina isam-bolana antanana eto amin ny Locale ny revenu mensuel .

โŒ๏ธtsy miverina ny capital rehefa tapitra ny contrat.

๐Ÿ“ƒ CONTRAT LEGALISร‰ ,PROJET Sร›R 100% Faisable sy Plus Rentableโค๏ธ

Misy Groupe Privรฉe sy Groupe discusion koa hoampidirana anao vantany vao mahavita contrat ianaoโค๏ธ

๐Ÿ“LOCALE ANJANAHARY Antananarivo
Repรจre: eo amin'ny ARRET BUS DEVARAN eo no mamerina miantso.
โ˜Ž๏ธ Mr Nirina 034 73 163 82

MITADY LOCAL 150M2 Afaka anaovana activitรฉ CALL CENTERโ—Misy open space 90M2 eoeoโ—Misy Salle de reunion 20M2eoeoโ—Misy Cui...
29/08/2025

MITADY LOCAL 150M2
Afaka anaovana activitรฉ CALL CENTER
โ—Misy open space 90M2 eoeo
โ—Misy Salle de reunion 20M2eoeo
โ—Misy Cuisine+double Toilette+douche
Manodidina ANJANAHARY,ANALAMAHITSY,ANTANIMENA,ANKADIFOTSY,AMBODIVONA,AMBODITSIRY,ANKORONDRANO

๐Ÿ’ถBUDGET MAX 8 000 000AR/MOIS

โœ…๏ธTompony Mivantana no tena tadiavina ifampiresahana
โŒ๏ธTsy mety Agence
โ˜Ž๏ธ 034 73 163 82

24/08/2025

๐Ÿ“ขHO ANAREO INVESTISSEUR EFA NAHAVITA CONTRAT

OBLIGATOIRE MIDITRA GROUPE PRIVร‰E FACEBOOK IANAREO SY GROUPE DISCUSION MESSENGER

RAHA MBOLA MISY TSY TAFIDITRA DIA MANDEFASA MP AVY HATRANY ,ALEFASO AO NY SARIN ILAY CONTRAT NATAONTSIKA๐Ÿ“ƒ

Ao anaty groupe no afaka anarahana ny Evolution rehetra amin ny projet antsika ary anaty groupe messenger afaka ametrahana fanotaniana

Manoratra amin i Sedra Mi izay tsy mety tafiditra amin ilay groupe discusion messenger๐Ÿ™

โŒ๏ธINTERDIT NY MANAKOROTANA FA MIALA AVY HATRANY TSY HO INVESTISSEUR IZAY MANAO IZANY

23/08/2025

IALANA TSINY HO ANAREO EFA LIANA BE TE HANJIFA ILAY PROJET TELESECRETATIAT MEDICALE

ALEO MIHITSY ALOHA TAFIDITRA PRODUCTION AVOKOA IREO EFA NAKA TEO ALOHA VAO MANDRAY COMMANDE INDRAY IZAHAY๐Ÿ™๐Ÿ™

AFAKA 20JOURS EO STP๐Ÿ™๐Ÿ™

19/08/2025

๐Ÿ“ขMITADY OPERATEUR DE SAISIE MARO
EFA MANANA EXPERIENCE 1TAONA

๐ŸซดMAHAZO TENY ANGLISY HIASA EN LOCALE ANJANAHARY,POSTE DISPONIBLE TOUT DE SUITE

alefaso Whatsap na mail ny CV ANAO PDF

[email protected]
WHATSAPP โ˜Ž๏ธ+261384189299

Toerana afaka anaterana mivantana ny Dossier
LOCALE Anjanahary,eo amin ny ARRET BUS DEVARAN na eo amin ny CEFOR ANJANAHARY ianao no miantso .

19/08/2025

MBOLA MISY FAHAFAHANA IZAHAY MIZARA ILAY OPPORTUNITร‰ PROJET TELESECRETARIAT MEDICALE(Appel entrant francophone)
HATRAMIN NY ZOMA ZAO.

PRIX:1LOGIN=3 000 000AR
RAHA MAKA 2LOGIN DIA MAHAZO BONUS LOGIN 1โค๏ธ๐ŸŽ‰
๐Ÿ’ถREMUNERATION BRUT PAR AGENT: 800โ‚ฌ Ou 4.000.000ARIARY/MOIS/AGENT ou par LOGIN

โœ…๏ธ6.000.000AR MAHAZO 3LOGIN
โœ…๏ธMise en relation directe amin ny CDO IANAO

โœ”๏ธItadiavanay Agent hiasa ho anao koa
โœ”๏ธOmenay formation gratuit ny agent anao
โœ”๏ธOmenay suivi 1mois koa ianareo

โค๏ธAraraoty ary dieny mbola afaka mizara izahay๐Ÿ™๐Ÿ™

Tongava mivantana ety amin'ny Locale Anjanahary ary
Rehefa vonona ianao tompoko manao ny achat sy ny contrat

Repรจre:Eo amin'ny CEFOR ANJANAHARY ,Na eo amin'ny ARRET BUS DEVARAN ianao no mamerina miantso kely

Mr NY Fahitsiana โ˜Ž๏ธ 034 73 163 82

19/08/2025

Mbola misy tsy tafiditra anaty groupe investisseur ??
Mandefasa Mp manamarina fa efa nahavita ilay Contrat ianao๐Ÿ™

14/08/2025

MITADY AGENT @ TELESECRETARIAT MEDICALE EXPERIMENTE MIPETRAKA MANODIDINA AMIN'IRETO TOERANA IRETO

Habitants aux alentours :
MAUSOLร‰ /AVARADOHA/AMBOHIPO/AMBOHITRIMANJAKA/67H /ISOTRY/MANDROSEZA/AMBOHIBAO/IVANDRY

Prestataire nividy projet tato aminay ireo ka izay akaiky anareo Agent no andefasana anareo

Alefaso whatsap: 032 51 428 05 ny cv na tongava mivantana ety amin'ny Locale fanaovana formation Anjanahary.
Vita formation avy ety ianareo dia mamonjy ny locale anareo avy eo.

Raha hiantso kosa dia ny โ˜Ž๏ธ+261384189299

Repรจre: Anjanahary Arrรชt Bus Devaran.

Address

GASY M'KETRIKA ONLINE NIF: 2018 351 318 STAT: 63122 11 2023 0 08193
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 12:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GASY M'ketrika Externalisation posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to GASY M'ketrika Externalisation:

Share