BazarFlash

BazarFlash Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from BazarFlash, Wholesale & Supply Store, Anosizato, Antananarivo.

25/10/2017

EXTRAIT DE L'EMISSION DE LA BOUTIQUE ARIALO DU 23 OCTOBRE 2017 DANS LEZOMADETANA

23/10/2017

ANGIE-ANN & ASHLEY
Anisan'ny boutique Mpandray anjara amin'ny BAZAR FLASH, izay atao ao amin'ny Centre Commercial West Center Anosizato. Ho anao mpivarotra ihany koa dia afaka manontany ny andinindiny fa vonona hanome fahafam-po ho anareo izahay eto amin'ny Bazar Flash.

17/10/2017

PRIMO BEAUTE dia anisan'ny mpandray anjara ao amin'ny Centre Commercial West Center.
Ity palletes de maquillage ity no oentiny amintsika eto amin'ny BAZAR FLASH.
Hitanao ao amin'ny boutique PRIMO BEAUTE West Center Anosizato

CARTABLE AVEC HOUSSEVoaharo tsara ny kitaponao satira dia efa  misy housse miaraka aminy, tsy atahorana aloto.Hitanao ao...
11/10/2017

CARTABLE AVEC HOUSSE
Voaharo tsara ny kitaponao satira dia efa misy housse miaraka aminy, tsy atahorana aloto.
Hitanao ao amin'ny boutique RINASOA, izay isan'ny mpandray anjara amin'ny BAZAR FLASH, hitanao ao amin'ny Centre Commercial West Center Anosizato.

10/10/2017

Ry mpivarotra sy mpandraharaha , meteza ho matihanina kokoa ; BAZAR FLASH dia tsena lehibe iray, isaky ny Zoma, Sabotsy ary ny Alahady ; manomboka ny 27 octobra 2017 ho avy izao.
Fandrio dienizao ary ny toerana ho antsika Mpivarotra, na Mpandraharaha.
Toerana : WEST CENTER Anosizato

Boutique ARIALO, anisany tsena  hitanao ao amin'ny BAZAR FLASH, West Center Anosizato.Ity Pantalon ity no nampiarahana t...
06/10/2017

Boutique ARIALO, anisany tsena hitanao ao amin'ny BAZAR FLASH, West Center Anosizato.
Ity Pantalon ity no nampiarahana tamin'ilay pull
Afaka oentina miasa, na amin'ny fotoana rehetra izay ilainao azy, mihaja be.

Boutique ARIALO, anisany tsena  hitanao ao amin'ny BAZAR FLASH, West Center Anosizato.Haut Pull pour homme.Mihaja tsara,...
06/10/2017

Boutique ARIALO, anisany tsena hitanao ao amin'ny BAZAR FLASH, West Center Anosizato.
Haut Pull pour homme.
Mihaja tsara, afaka oentinao amin'ny fotoana rehetra

Address

Anosizato
Antananarivo
101

Telephone

+261020 22 246 03

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BazarFlash posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share