CÉLIBATAIRE

CÉLIBATAIRE Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CÉLIBATAIRE, Auction house, Antananarivo.

27/05/2025

Raha mba nahay nangalabadin'olona koa zay otrany zay tsy célibataire tsony🤣🤣

06/04/2025

Ny sasany dia mody célibat nefa manana relation Stable anaky 3🙄😒

20/03/2025

Mba manota mangalam-badin'olona ihany dia bandy tsy manambola
Gaspillage de fahotana🤣🥴
Tsy aleo Célibat

11/02/2025

Menomenona be hoe izy ve zany hono dia Selibatera fona isakin'ny 14 février, ko tenisany tsy mba mivoka ny trano
Tsisy mpahita, bobongolo ao🥴😂

Ao mba conseil no omena androanyMijanona Célibataire mandrapahita olona tena tina sy tia anareoTsy maninona zany Célibat...
30/01/2025

Ao mba conseil no omena androany
Mijanona Célibataire mandrapahita olona tena tina sy tia anareo
Tsy maninona zany Célibat zany fa mianatra mandeha rery kely alony🙃😝

10/01/2025

Akory, elaela izy zany😂
Tsisy mpanao combien sa te hijanona Célibat mihitsy?? 🤣

JOYEUX NOËL aby tsika rehetra🎄🎆Manaova fety sambatra daholo Ny en couple rehetraRy Célibataire lanjalanjao ihany ny tôka...
25/12/2024

JOYEUX NOËL aby tsika rehetra🎄🎆
Manaova fety sambatra daholo Ny en couple rehetra
Ry Célibataire lanjalanjao ihany ny tôka dia ndeh mivavaka🙄
Apetrao eo an-tanan'Andriamanitra ny fiainana Solo kelinao🥰

08/12/2024

Ndana nareo mifamela amin'ny ex anareo amzao akaiky faran'ny taona zao dia tsy Solo @31 ko🥴🤣

Mba ilay miaraka manao célibataire amin'ny tena reny atao namana 🙄
06/12/2024

Mba ilay miaraka manao célibataire amin'ny tena reny atao namana 🙄

Efa célibataire mbola narin'ny bandy akama ihany ko🥲
05/12/2024

Efa célibataire mbola narin'ny bandy akama ihany ko🥲

05/12/2024

Dia rehefa misy mikôty ndray dia aleo hijanona mpinamana ndray hoe🙄
Dia mbola ho Célibataire ihany na efa vaovao aza ny taona🥴

Address

Antananarivo

Telephone

+261387015577

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CÉLIBATAIRE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to CÉLIBATAIRE:

Share

Category