ZOKY CENTRE

ZOKY CENTRE Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ZOKY CENTRE, Business Center, PR 10CT JARDIN MAHAMASINA, Antananarivo.

24/07/2025

Box 1

📍ZOKY CENTRE en face portail Jardin Anosy

1ère Etage Box 9
19/03/2025

1ère Etage Box 9

Box 2-3
26/12/2024

Box 2-3

Iza ilay tsy mbola mahita an'ilay hoe ZOKY CENTRE ?🤔🫣Mora hita bé anie e👌Anosy ampitan'ny vavahady miditra ao amin'ny za...
04/12/2024

Iza ilay tsy mbola mahita an'ilay hoe ZOKY CENTRE ?🤔🫣

Mora hita bé anie e👌
Anosy ampitan'ny vavahady miditra ao amin'ny zaridaina ny accès iray🫵ary lalana cité du jardin ny accès iray🤗
Izany hoe accès roa (2) bé izao no afaka idiranao ato aminay🥰

Mety gaga isika amin'ilay sarin'ny centre amizao fa eo an-dalam-panatsaràna sy fanavaozana mihintsy izahay izao mba tena hoe luxe ivelany sy anatiny mihintsy ZOKY CENTRE 😋🥰

Efa maro bé ny magasin misokatra ato amin'ny ZOKY CENTRE efa manakaiky ny rehetra mihintsy anie oa ilay entana mora nefa qualité rehetra ato aloha de TOP e🫣🫶 Tongava ry zareo mitsidika a,,

Amin'ny maha centre commercial azy dia misy restaurant ihany koa ato amin'ny ZOKY CENTRE mba rehefa ianao avy miantsena iny de misakafo kely😉🍕🍟🌭🍲

Tsy vitan'izay anie ry zareo fa ato amin'ny ZOKY CENTRE ihany koa dia misy sallon de beauté ikarakana fahamanjana e🌹😍

Ho fehin'izany rehetra izany dia efa misy izay ilainao ato amin'ny ZOKY CENTRE koa aza misalasala intsony ary fa Tongava manjifa an'ilay TOP🫶🥰

📍Anosy Ampitan'ny vavahadin'ny zaridaina ny accès iray
📍Lalana cité du jardin ohatrin'ny iakatra hôpital befelatanana iny ny accès iray

1ère étage 👉Box 14 Pour vous les loveurs des fleurs 🌹des décos intérieur etc🫶
12/11/2024

1ère étage 👉Box 14

Pour vous les loveurs des fleurs 🌹des décos intérieur etc🫶

Faly miarahaba antsika rehetra indray izahay ato amin'ny Cla's Fashion&Deco 🥰

Mankasitraka ny mpanjifa sy ny mpanaraka ny page niaraka taminay nandritrin'izay herintaona (vente en ligne) izay🌹☘️🌴🙏

Ho fanomezana fahafaham-po anareo hatrany dia misokatra ny Alakamisy 07 Novembre 2024 ny boutique, point de vente 's Fashion & Deco.

Toerana: Centre commercial "ZOKY CENTRE", cité de jardin - Mahamasina, en face ny vavahadin'ny jardin Anosy - 1ère étage, Box 14.

✨Manasa antsika rehetra ary ho tonga satria manomboka izao dia afaka manjifa ny création-nareo manokana ianareo fa tsy voatery mionona amin'ny creation-nay irery intsony.

✨Tongava manatanteraka an'ilay sary nofinofy maro be ao anaty telephone ao ary eh!😉✨

☘️Plantes, fleurs artificielles 1ère qualité et tendances;
☘️Vases importées;
☘️Articles en osier très tendances (panier de rangement, cache pôt, plateau, boules décoratives, canapé, panier picnic...);
☘️Habillements et jouets pour bébé/enfant;
☘️Décoration noël
☘️Divers articles de très bonne qualité.

Contact/whatsapp: 0381306173

Livraison à Tanà et en Provinces

"Réalisez vos rêves, vivez votre style."

Box 6
24/09/2024

Box 6

Box 16
24/09/2024

Box 16

Box 5
24/09/2024

Box 5

BOX 101ère étage ato amin'ny ZOKY CENTRE
12/08/2024

BOX 10
1ère étage ato amin'ny ZOKY CENTRE

Box 11
09/03/2024

Box 11

Address

PR 10CT JARDIN MAHAMASINA
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ZOKY CENTRE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share