Gasikarako

Gasikarako Aza avela ho faty ny antsika e! TSARA NY VITA GASY

LE VILLAGE DE SAKAIVO en Pays Zafimaniry (Alt. 1350 m)Région Amoron’i Mania📷 Misaotra Andrianina (2021)
17/06/2023

LE VILLAGE DE SAKAIVO en Pays Zafimaniry (Alt. 1350 m)
Région Amoron’i Mania
📷 Misaotra Andrianina (2021)

NY SAHONA ETO MADAGASIKARAMadagasikara dia manana sahona 350 maheryNy nosy dia iray amin'ireo toerana eto amin'izao tont...
16/06/2023

NY SAHONA ETO MADAGASIKARA
Madagasikara dia manana sahona 350 mahery
Ny nosy dia iray amin'ireo toerana eto amin'izao tontolo izao izay manana biby manokana ho azy izay tsy hita any amin’ y tany hafa.
Anisan’izany ny amphibiana izy nahitàna karazana vaovao hita vao taona vitsy lasa, toy ny telo : Mini mum, mini ature ary mini scule
Ary koa ny « Rhombophryne proportionalis » izay hita any avaratr'i Madagasikara sy ny « Anodonthyla eximia » any atsinanana: rehefa refesina dia eo anelanelan'ny 11 ka hatramin'ny 12 mm izy ireo.
Ireto misy ohatra vitsivitsy
Source :
- Science et avenir
- Carnets Madagascar

Fantatrao ve fa manana ny maha izy azy ny malagasy eo amin'ny fanamboarana "tapis"?Manana ny atao hoe TAPIS MOHAIR isika...
15/06/2023

Fantatrao ve fa manana ny maha izy azy ny malagasy eo amin'ny fanamboarana "tapis"?
Manana ny atao hoe TAPIS MOHAIR isika, any amin'ny ny faritra Ampanihy na Toliara no tena ahitana ireo mpanao azy.
Vita avy amin'ny volon'osy Mohair izy io

Isan'ireo toerana tokony ho tsidihina raha ny tangorom-bohitr'Isalo.Ao amin'ny tanàn'i Ranohira no ahitana azy.rakotra b...
14/06/2023

Isan'ireo toerana tokony ho tsidihina raha ny tangorom-bohitr'Isalo.
Ao amin'ny tanàn'i Ranohira no ahitana azy.
rakotra biby isan-karazany izy fa ny varika kosa no tena mampalaza azy.

🟤 NY VONTSIRA Galidia elegansNy vontsira dia karazana biby mampinono izay hita eo Madagasikara ihany. Mirefy 38 cm eo ho...
13/06/2023

🟤 NY VONTSIRA
Galidia elegans
Ny vontsira dia karazana biby mampinono izay hita eo Madagasikara ihany. Mirefy 38 cm eo ho eo izy ary ny lanjany dia manodidina ny 700 sy 900 g. Mahatratra 30 cm ny rambony. Mipetraka anaty ny ala mando sy maina hatramin'ny 2000 m. Mihinana biby mampinono kely, bibikely, biby mandady, trondro. Maharitra roapolo taona eo ho eo ny fahavelomany.

Mba fantatrao ve ny tena asan'ny mpanandro?-Mijery vintana!izany hoe mamaky ny firindran'ny astra anaty fotoana iray sy ...
12/06/2023

Mba fantatrao ve ny tena asan'ny mpanandro?

-Mijery vintana!izany hoe mamaky ny firindran'ny astra anaty fotoana iray sy milaza ny hevitr'izany!Ny olona rehetra izay manana alimanaka kely na mahita ireny "horoscope" ireny dia mihevitra fa mahalala ny vintany!Diso hevitra ihany anefa izy ireny satria sombintsombiny ihany no hitan'ny "horoscope" ary ny alimanaka koa aza indraindray tsy ara-tsiansa mihitsy ny sasany...Ny olona manana kara-danitra (carte du ciel) ihany no mahita ny fipetraky ny astra amin'ny antsipirihany.Ny kara-danitra dia tsy inona fa kajy nataona astrologue niainga tamina fakana sary avy amin'ny zanabolana (télescope).Ireny alimanaka ireny kosa dia efa nezahina hifanitsy amina kolontsaina ilay fanandroana siansa.Ohatra mandeha amina degré io vintana io toy ny hoe firy degré tamin'ny alahasaty saingy amin'ny fomban-drazana moa dia boriboriana hoe vv vd na vv vt vd fotsiny izany.Mila mivoatra satria siansa ilay lalaovina e!
-Mijery ny fampandrosoana (mise au point) rehefa hanao zavatra fa tsy hoe alarobian'ny Alahamady ianao no hitetateta hanorin-dapa na hanoka-barotra talatan'ny asombola sns
-Manarim-bintana:Diso be ny zavatra vohizin'ny fiarahamonina eto satria toy ny hoe afaka manova ny vintana ratsy ho tsara sns!Tsia tsy izany!Tsy misy vintana tsara na ratsy izany fa ny mora sy sarotra no misy!Mora ny vintana rehefa tsara fipetraka ny astra teo am-pahaterahana!sarotra kosa izy rehefa ratsy fipetraka ny astra!Io tsy boriboriana hoe rehefa alahasaty dia vintana mainty!tsia tsy izany io!Tadidio fa raha hitsin'ny kintana regulus izay kintana avo 12 heny ny hazava-masoandro ny vintanao dia olona mazava fo tsy tia manao ratsy ianao nefa kosa raha mifanitsy amin'ny galaxy M65 sy M66 na M96 na amin'ireo kintana ambodia ao amin'ny alahasaty io ihany dia mitombina amin'ny ampahany ilay andro mainty...Ny mpanandro izany no milaza ny lafy tsara sy lafy ratsy amin'ny vintana iray(fipetraky ny astra manontolo tanaty andro na ora sns iray fa tsy hoe alakaosy na adaoro kk)mba hifehezan'ilay tompony io vintany io

11/06/2023
Ny VITA MALAGASY  méritent d'être aimés et appréciés. Ils sont le fruit du travail acharné des agriculteurs et des artis...
11/06/2023

Ny VITA MALAGASY méritent d'être aimés et appréciés. Ils sont le fruit du travail acharné des agriculteurs et des artisans malgaches qui ont à cœur de préserver leur culture et leur patrimoine.

Ces produits sont uniques en leur genre et offrent une expérience inoubliable. Que ce soit les lamba landy, le tapis Mohaira, les Aloalo, le Zafimaniry ou encore les scultpures , chaque produit VITA MALAGASY est le reflet de la richesse et de la diversité de la nature malgache.

En choisissant de promouvoir les VITA MALAGASY, vous contribuez à soutenir l'économie locale et à préserver l'environnement. En effet, ces produits sont élaborés de manière responsable et respectueuse de la nature, sans utiliser de produits chimiques nocifs pour l'environnement.

En plus de leur qualité exceptionnelle, les produits VITA MALAGASY sont porteurs d'une histoire et d'une culture. En les achetant, vous participez à la préservation de la culture malgache et à la valorisation du savoir-faire des artisans locaux.

En somme, aimer les produits VITA MALAGASY, c'est aimer Madagascar et tout ce qu'elle représente. C'est soutenir une économie locale et responsable, préserver l'environnement et valoriser la culture et le patrimoine malgaches. Alors n'hésitez plus, laissez-vous séduire par les produits VITA MALAGASY et découvrez toute la richesse de Madagascar !

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 11:00

Telephone

+261345928981

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasikarako posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category