Le Dressing

Le Dressing Mode pour femmes rondes, stylées et confiantes✨
🤩 Le dressing 👌

13/05/2026
11/05/2026

✨ Outfit inspiration pour femme ronde❤️
Simple, chic ary classe🥰

👗Top noir cache-coeur
👖Jean taille haute clair

Perfect combo hanasingadinana ny bika sy hanomezana silhouette tsara💃

Ho antsika vehivavy taille ronde❤️Misy olona iray manontany tao amin'ny pejy hoe: inona avy ireo akanjo mety indrindra h...
06/05/2026

Ho antsika vehivavy taille ronde❤️

Misy olona iray manontany tao amin'ny pejy hoe: inona avy ireo akanjo mety indrindra ho an'ny vehivavy taille ronde?

📢 Koa mangataka fanampiana sy toro-hevitra avy amintsika rehetra izy:
- Inona avy ireo akanjo manafina kibo?
- Inona ny style na coupe tena manasongadina anao rehefa amonjy événements?
- Loko inona no mety kokoa

💬 Aleo hifampizarana eto amin'ny commentaire ny traikefa sy ny hevitra!
Satria lety hanampy vehivavy maro toa antsika izany❤️

💌 Raha misy koa ianareo: manana olana amin'ny akanjo, tsy mahita style mety aminy, na mila conseils hafa
Afaka mandefa hafatra miafina eto amin'ny page ianareo dia ho zaraintsika eto amin'ny pejy izany mba hahafahantsika rehetra mifampizara sy mifanampy

✨Ndao hifanampy sy hifanohana ar hiseo amin'ny fahatokisana!

04/05/2026

Ideé outfit du jour❤️
Simple mais élégante🥰 tout le monde mérite d'être belle✨

👑 Elle n'est pas "trop grande".Elle est exactement ce qu'elle doit être, magnifique.
02/05/2026

👑 Elle n'est pas "trop grande".
Elle est exactement ce qu'elle doit être, magnifique.

Ho antsika vehivavy taille ronde❤️Misy olona iray manontany tao amin'ny pejy hoe: inona avy ireo akanjo mety indrindra h...
29/04/2026

Ho antsika vehivavy taille ronde❤️

Misy olona iray manontany tao amin'ny pejy hoe: inona avy ireo akanjo mety indrindra ho an'ny vehivavy taille ronde?

📢 Koa mangataka fanampiana sy toro-hevitra avy amintsika rehetra izy, toy izao ny morphologie-any:
- mivelatra épaule ambony ary toy ny forme V
- Mivelatra ny épaule
- Somary misy kibo

💬 Aleo hifampizarana eto amin'ny commentaire ny traikefa sy ny hevitra!
Satria lety hanampy vehivavy maro toa antsika izany❤️

💌 Raha misy koa ianareo: manana olana amin'ny akanjo, tsy mahita style mety aminy, na mila conseils hafa
Afaka mandefa hafatra miafina eto amin'ny page ianareo dia ho zaraintsika eto amin'ny pejy izany mba hahafahantsika rehetra mifampizara sy mifanampy

✨Ndao hifanampy sy hifanohana ar hiseo amin'ny fahatokisana!

27/04/2026

Ideé outfit du jour 🥰❤️
Passe une bonne semaine avec Le Dressing ❣️

Ho antsika vehivavy taille ronde❤️Misy olona iray manontany tao amin'ny pejy hoe: inona avy ireo akanjo mety indrindra h...
24/04/2026

Ho antsika vehivavy taille ronde❤️

Misy olona iray manontany tao amin'ny pejy hoe: inona avy ireo akanjo mety indrindra ho an'ny vehivavy taille ronde?

📢 Koa mangataka fanampiana sy toro-hevitra avy amintsika rehetra izy:
- Inona avy ireo akanjo mampiavaka ny bika?
- Inona ny style na coupe tena manasongadina anao?
- Loko inona no mety kokoa

💬 Aleo hifampizarana eto amin'ny commentaire ny traikefa sy ny hevitra!
Satria lety hanampy vehivavy maro toa antsika izany❤️

💌 Raha misy koa ianareo: manana olana amin'ny akanjo, tsy mahita style mety aminy, na mila conseils hafa
Afaka mandefa hafatra miafina eto amin'ny page ianareo dia ho zaraintsika eto amin'ny pejy izany mba hahafahantsika rehetra mifampizara sy mifanampy

✨Ndao hifanampy sy hifanohana ar hiseo amin'ny fahatokisana!

💃 Ho anareo vehivavy ronde rehetra❣️Manana olana ve ianao amin'ny:👗 Fitadiavana akanjo mety aminao? 🎨 Fitadiavana loko m...
23/04/2026

💃 Ho anareo vehivavy ronde rehetra❣️
Manana olana ve ianao amin'ny:
👗 Fitadiavana akanjo mety aminao?
🎨 Fitadiavana loko mifanaraka amin'ny bikanao?
✨ Na tsy mahita styling mampiavaka anao?

👉 Aza misalasala mandefa hafatra mivatana eto amin'ny pejy!

Afaka mandefa:
- Sary na akanjo tianao anaovana
- Fanontaniana momban'ny style
- Na olana sedrainao amin'ny fitafy

📢 Hozaraina eto amin'ny pejy izany (amin'ny fomba mihaja sy tsy manimba) mba:
✅ Hifampizarantsika toro-hevitra
✅ Hanampiana vehivavy hafa toa antsika
✅ Hananganana confiance sy style miaraka

🤝 Ndao hifanampy, ary hiseho amin'ny endrika tsara indrindra!

💌 Andefaso message izahay dieny izao!

20/04/2026

Toro-hevitra style🥰
Outfit inspiration lundi👌

Raha afaka miresaka aminao izahay androany... Dia izao no holazainay:👉 Aza menatra ny vatanao👉 Aza miafina👉 Aza misalasa...
17/04/2026

Raha afaka miresaka aminao izahay androany...
Dia izao no holazainay:

👉 Aza menatra ny vatanao
👉 Aza miafina
👉 Aza misalasala

✨ Satria misy version anao izay confident kokoa miandry anao❣️

Address

Ankadifotsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Dressing posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category