01/07/2026
Manatanteraka iraka any amin'ny faritra maro eto Madagasikara ny ekipanay amin'izao fotoana iza.
Fa vaovao tsara kosa! Mitohy hatrany ny fitiliana MAIMAIM-POANA ny homamiadan'ny nono sy ny vozon'ny tranon-jaza ao amin'ny Centre Médical Kintana.
Raha te hisitraka izany ianao dia antsoy ny 032 11 615 07 hamandrihanao ny fotoana.
Mamonjy aina ny fisorohana. Manaova fitiliana.
**********************************************
Nos équipes sont actuellement mobilisées dans plusieurs régions de Madagascar.
Mais bonne nouvelle ! Les dépistages gratuits des cancers du sein et du col de l’utérus se poursuivent au Médical Kintana.
Pour en bénéficier, prenez rendez-vous au 032 11 615 07.
La prévention sauve des vies. Faites-vous dépister.