07/12/2023
Salama eh ‼️ Iza no liana vokatra 100% natoraly manadio tarehy,
Mitsabo volo Simba vakivaky sns, Ary manena vatana no mahasalama 😊
Aza Miala lavitra 😊 araho tsy tapaka ny pejintsika 😊
Misy huile coco pur pressé à chaud 20.000 ariary litre 😊
Misy huile coco vierge pressé à froid ihany koa 20.000 ariary 100 ml.