Orange

Orange Orange Madagascar: services Télécom, Internet, Mobile Banking. Orange Digital Center
Orange Solidarité Madagascar.

🎶 Hijery AmbondronA ve ianao amin’ny 27 Septambra? 🔥Ao amin’ny super App Max it mividy ny billet Kianja, Gradin 2, 3 na ...
08/09/2026

🎶 Hijery AmbondronA ve ianao amin’ny 27 Septambra? 🔥

Ao amin’ny super App Max it mividy ny billet Kianja, Gradin 2, 3 na 4 😊🎁📶

✨ Tsara ho fantatra :
👉 Numéro Orange iray = afaka mividy billet hatramin’ny 5
👉 Mahazo Bonus Data 1Go ianao rehefa mividy billet Kianja, Gradin 2, 3 na 4 ao amin’ny Max it 🎁📶
👉 Tsy misy frais fanampiny 😉
👉Afaka vidiana na aiza na aiza, haingana ary tsy mila milahatra 🙌

🎁 Kadoa Data 1Go
Mahazo 1Go rehefa mividy billet Kianja, Gradin 2, 3 na 4 ao amin’ny Max it.

⏰ Rahoviana no hahazoanao ny Kadoa Data?
📅 Raha Alakamisy, Zoma, Sabotsy na Alahady no nividiananao billet → Alatsinainy manaraka no hahazoanao ny Kadoa Data.
📅 Raha Alatsinainy, Talata na Alarobia kosa → Alakamisy no hahazoanao azy. 🧡

📲 Tsy mbola manana Max it?
Téléchargeo eto ny super App Max it: https://bit.ly/maxitMG

🎶 Ambondrona 25 ans — any isika mihaona! 🔥🧡

😂🔥 Spectacle fahatelo ity iarahana amin’i 'est du Joely ity, ary ao amin’ny Palais des Sports mihitsy ilay izy anh ! 🧡Hi...
07/09/2026

😂🔥 Spectacle fahatelo ity iarahana amin’i 'est du Joely ity, ary ao amin’ny Palais des Sports mihitsy ilay izy anh ! 🧡

Hiakatra an-tsehatra ao amin’ny Palais hono ity zazakely amin'ny sary ity re olona a😎, hampihomehy antsika mandritra ny adiny 3 be izao!🔥

Fa mialoha an’izany, hisy fizarana voalohany hiarahana amin’ireo tanora manana ny maha izy azy eo amin’ity sehatry ny hatsikana ity ihany koa.

👀✨ Miisa efatra izy ireo, ary… surprise e! 🤫 Any isika mahita azy ! 😉

😆 Homano tsara ary ny nanginareo, fa 7 000 eo isika no hiaraka hihomehy ao amin’ny Palais des Sports Mahamasina amin’ny 13 Septambra! 🔥🧡

Any izany mihaona e! 🎤😂🔥

🎮🔥 Nafana be ny lalao tao amin’ny ODC tamin’ny sabotsy sy alahady teo! 🔥⚽Ny 5 sy 6 Septambra no nanatanterahana ny Tourn...
07/09/2026

🎮🔥 Nafana be ny lalao tao amin’ny ODC tamin’ny sabotsy sy alahady teo! 🔥⚽
Ny 5 sy 6 Septambra no nanatanterahana ny Tournoi Orange EA SPORTS FC™ 26, nokarakarain’i Orange 🧡 niaraka tamin’ny Satchio Gigx (Gascom Esport). 🏆🎮

💥Nafana ny lalao ary tena feno suspense hatramin’ny farany !
🏆👏 Arahabaina manokana i Ges Manou, izay nivoaka Champion tamin’ity andiany ity! 🔥👑

🧡 Misaotra betsaka ireo mpandray anjara rehetra sy ireo tonga nanohana ary niara-nankafy ny fifaninanana!

👉 Araho tsy tapaka ny pejy ary manome fotoana antsika amin’ny herintaona indray e! 🥰

🎒📚 Rentrée connectée miaraka amin’ny Be 30 000 ! 🧡🔥Satria efa manomboka indray ny fianarana, ny asa sy ny activités rehe...
07/09/2026

🎒📚 Rentrée connectée miaraka amin’ny Be 30 000 ! 🧡🔥

Satria efa manomboka indray ny fianarana, ny asa sy ny activités rehetra, mila connexion be ihany koa izany! 😎📲

🤯 Araraoty fa 1Go lasa 15Go indray no azontsika ao amin’ny Be 30 000, anefa 30 000 Ariary foana ihany ny vidiny! 💸✨

Ireto avy no ho azonao amin'izany : 👇
📶 15Go Internet 🌐
📞 30 000 Ariary hiantsoana ny tambajotra rehetra
🌍 10 min hiantsoana any an-dafy
💬 400 SMS mankany amin’ny numéro Orange

Koa na hiresadresaka amin’ilay namana tany amin’ny vacances🤗, na efa hanomboka hikarokaroka ho an’ny fianarana 📚💻, na hi- scroll fotsiny 😎 dia mety be aminao ity ! 🔥

👉 Dieny izao ary dia vidio ao amin’ny :
📱 App Orange Money na #144 #
🌐 123.orange.mg na #123
📲 Super App Max it
☎️ Na antsoy ny 224*30*3

⏰ Promo hatramin’ny 13 septambra ihany, koa aza tara e! 😉

🔎 Toy izao kosa raha hijery ny bonus :
➡️ 123.orange.mg > Info conso > Bonus
➡️ #321 # > 1 > 2 > Bonus
➡️ Max it > Ma Ligne > Info Conso > Voir tout

🎒🧡 Rentrée connectée miaraka amin’i Orange !

📍 Mino izahay fa nahazo ireo torohevitra sy fampahalalana rehetra nilaina ianareo nandritra izay roa andro nihaonana ten...
04/09/2026

📍 Mino izahay fa nahazo ireo torohevitra sy fampahalalana rehetra nilaina ianareo nandritra izay roa andro nihaonana teny Ankatso izay e? 😍🎓

🤝 Faly foana i Orange manohana ny tanora, indrindra nandritra ity "Salon de l’Étudiant 2026 de l’Université d’Antananarivo" ity, amin’ny fanomanana ny hoaviny sy amin’ireo dingana lehibe eo amin’ny fianarany. 🧡

📸 Araho ary ireto andian-tsary ireto sao mba ao ianao e! 😉😍

03/09/2026

Iza koa no ohatran’ny admin? 😅 Tsy mahefa an’ilay milahatra? 🏃‍♂️❌

Ohatran’izao ny fividianana an’ilay billet Ambondrona 🎸🎟️ ao amin’ny super app Max it📲 amin’ny alalan’ny Orange Money sy ny fijerena azy 👀✨

Sady tsy misy frais supplémentaire fa vidin’ny billet anao fotsiny no alohanao 💸✅

Rahampitso 4 hatramin’ny sabotsy 5 septambra 📅 no isitrahana ny kadoa 🎁 1Go na 5Go 🌐 ho an’izay mividy billet hatramin’ny rahampitso amin’ny 4 ora hariva ⏰🔥

Raha mbola tsy manana super app Max it ianao dia alaivo ato malaky: https://bit.ly/maxitMG 📥🚀

🔥 Raikitra ity o !😍🎶 Ho any amin’ny Ambondrona 25 ans ve ianao ny 27 Septambra ? 🎉🎟️ Vidio ao amin’ny super App Max it n...
03/09/2026

🔥 Raikitra ity o !😍

🎶 Ho any amin’ny Ambondrona 25 ans ve ianao ny 27 Septambra ? 🎉

🎟️ Vidio ao amin’ny super App Max it ny billet-nao dia mahazoa Kadoa Data 🎁📶

✨ Tsara ho fantatra :
👉 Ny numéro iray (laharana Orange iray) dia afaka mividy billet hatramin’ny 5.
👉 Mahazo Bonus Data ianao rehefa mividy billet ao amin’ny super App Max it 🎁📶
👉 Tsy misy frais fanampiny 😉
👉 Afaka mividy na aiza na aiza, haingana ary tsy mila milahatra! 🙌

🎁 *Kadoa Data
Rehefa mividy billet Kianja, Gradin 1, 2, 3 na 4 ao amin’ny Max it ny numéro iray dia mahazo Kadoa 1Go.
🔥 Ary raha billet Chill kosa no vidianao dia mahazo Kadoa 5Go!

📲 Téléchargeo eto ny super App Max it : https://bit.ly/maxitMG

⏰ Ny 5 Septambra hatramin’ny 12 ora alina no handraisanao ny Bonus Data ao amin’ilay laharana nampiasaina nividianana ny billet. 🧡

🎶 Ambondrona 25 ans, any isika mihaona! 🔥

‼️UPDATE: efa feno ny toerana 🏆⚽ Miverina ao amin’ny Orange Digital Center – Soarano indray ny fifaninanana Orange EA SP...
02/09/2026

‼️UPDATE: efa feno ny toerana

🏆⚽ Miverina ao amin’ny Orange Digital Center – Soarano indray ny fifaninanana Orange EA SPORTS FC™️ 26, ny 5 sy 6 Septambra izao! 🔥

Na mpankafy tsotra na tena efa matianina dia tongava ary asehoy ny talentanao amin’ny FC 26! 👑🎮

Roa andro feno no hifandona ianareo mpifaninana rehetra ary maimaim-poana ny fisoratana anarana! 🔥

⚠️ Voafetra kosa anefa ny toerana!

Koa misoratana anarana haingana amin’ny alalan’ny QR Code eo amin’ny sary ! 🎮

👉 Raiso ny manette, sao mba ianao no hisolo tena an’i Madagasikara 😉🔥

🎶🔥 Hijery concert Ambondrona ve ianao ny 27 Septambra ? 😍🎟️ Ao amin’ny super App Max it mividy billet! 📲✨ Tsara ho fanta...
01/09/2026

🎶🔥 Hijery concert Ambondrona ve ianao ny 27 Septambra ? 😍

🎟️ Ao amin’ny super App Max it mividy billet! 📲

✨ Tsara ho fantatra fa:
👉 Ny numéro ( finday iray misy laharana orange iray) dia afaka mividy billet hatramin’ny 5.
👉 Mahazo Bonus Data* ianao rehefa mividy ny billet ao amin’ny super App Max it🎁📶
👉 Tsy misy frais hafa 😉
👉 Afaka mividy na aiza na aiza, haingana ary tsy mila milahatra! 🙌

📲 Miaraka misokatra amin’ny fivoahan’ny billet eny amin’ireo mpivarotra voatokana rehetra ny ao amin’ny super App Max it.

🎁 *Rehefa mividy billet Kianja, Gradin 1,2,3,4 ao amin’ny Max it ny numéro iray dia mahazo Kadoa 1Go, ary kadoa 5Go kosa no azonao raha billet Chill no vidianao.

Telechargeo ato amin'ity rohy ity ny super app Max it anao: https://bit.ly/maxitMG

Ny 5 Septambra hatramin’ny 12 ora alina no ho voarainao ao amin’ny laharana nividiananao ny billet ny Bonus data anao.🧡

Address

"La Tour" Ankorondrano
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Orange posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share