27/07/2025
🔧 ATELIER FANOMEZANTSOA – Mpanamboatra kojakoja électroménager ! 🔧
Tsy mandeha intsony ve ny machine à laver sa tsy mangatsiaka intsony ny frigo ?
Aza ariana, amboary e !
📍 Ireto no réparation ataonay :
✅ Machine à laver
✅ Frigo / Congélateur
✅ Micro-onde
✅ Cuisinière électrique / gaz..
🎯 Asa tsara, haingana ary misy garantie
🛠️ Matihanina,
📞 Antsoy izahay : 034 59 100 85
ATELIER FANOMEZANTSOA