Espace la gaieté location matériel pour fête talatamaty

Espace la gaieté location matériel pour fête talatamaty Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Espace la gaieté location matériel pour fête talatamaty, Business Center, Antananarivo.

N'y ESPACE LA GAIETÉ TALATAMATY Dia faly hatrany manasa anareo hitsidika n'y Espace ary hanao n'y réservation.Vonona iza...
04/02/2024

N'y ESPACE LA GAIETÉ TALATAMATY Dia faly hatrany manasa anareo hitsidika n'y Espace ary hanao n'y réservation.
Vonona izahay anome fahafahampo ho anareo.
Koa aza misalasala miantso
☎️:0342477461/0334858850

19/01/2024
ESPACE LA GAIETÉ TALATAMATYMbola malalaka n'y date ho amin'ity taona vaovao ity,ho anao izay manomana fety toy n'y, Mari...
19/01/2024

ESPACE LA GAIETÉ TALATAMATY
Mbola malalaka n'y date ho amin'ity taona vaovao ity,ho anao izay manomana fety toy n'y, Mariage,baptême, fiançailles, anniversaire,na réception Dia faly hatrany n'y ESPACE LA GAIETÉ handray sy hanome fahafahampo ho anareo.koa aza misalasala ary miantso na hitsidika n'y Espace
☎️:0342477461

Aza tara.mbola malalaka n'y date n'y janvier,sy ny février hoan'izay hanao réservation n'y ESPACE LA GAIETÉ TALATAMATYAr...
11/01/2024

Aza tara.mbola malalaka n'y date n'y janvier,sy ny février hoan'izay hanao réservation n'y ESPACE LA GAIETÉ TALATAMATY
Ary amin'ny prix promotions
Koa Tongava manao visite ary.
N'y ESPACE LA GAIETÉ TALATAMATY
Dia manao location matériel ihany koa toy n'y:table,chaise, chapiteaux, couvre chaise,nappe,assiette sns,koa aza misalasala miantso na maka n'y andinindininy
☎️📲:0342477461/0340525132

Mbola vonona foana n'y ESPACE LA GAIETÉ TALATAMATY handray izay vonona hifetyMbola malalaka n'y date janvier,févrIer.Man...
23/12/2023

Mbola vonona foana n'y ESPACE LA GAIETÉ TALATAMATY handray izay vonona hifety
Mbola malalaka n'y date janvier,févr
Ier.
Manao location materiel iany koa
Toin'ny table,seza, chapiteaux,lovia,sotro,sns.

Parking malalaka
0342477461/0340525132

Miandry n'y famandrihana n'y date hanaovana n'y fety hatrany n'y ESPACE LA GAIETÉ📝📝Mbola misy n'y date malalaka hoan'ny ...
19/12/2023

Miandry n'y famandrihana n'y date hanaovana n'y fety hatrany n'y ESPACE LA GAIETÉ📝📝
Mbola misy n'y date malalaka hoan'ny décembre,janvier,fevrier🗓️⏳
Koa aza misalasala manotany 📞

Misy ny orchestre 🎷🎹🎻🎤
Parking malalaka 🚘🚗🚙🏍️
☎️:0342477461/0340525132

Miandry anareo n'y Espace LA GAIETE talatamaty am famandrihana n'y date s'y n'y fotoana hanaovana n'y fety 😊😊Ko tongava ...
15/12/2023

Miandry anareo n'y Espace LA GAIETE talatamaty am famandrihana n'y date s'y n'y fotoana hanaovana n'y fety 😊😊
Ko tongava maka n'y andinindininy
0342477461/0340525132

Ny espace la gaieté eto talatamaty Dia manao prix promotion indrindra ny volana  novembre,décembre sy janvier sy ny févr...
04/12/2023

Ny espace la gaieté eto talatamaty Dia manao prix promotion indrindra ny volana novembre,décembre sy janvier sy ny février ary ny mars.

Misy salle mahazaka 250 pers:salle +couvert complet,na menu par personne(efa tafiditra ny salle)

Misy antokotany miaraka Amin tafo sy chapiteaux mahazaka 100pers
Misy toerana lavalava tsara endrika mahazaka 50 ISA
Mampanofa lovia sy sotro sy latabatra sy seza sns .....amin hofany tena mirary
Parking malalaka tsara sy en sécurité.
Contact:0342477461/0340525132

ARY AMIN'NY 25 DECEMBRE SY 31 DECEMBRE SY 01 JANVIER , IZAY MAMANDRIKA SY MANOME AVANCE VOALOHANY NO MAHAZO AZY.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Espace la gaieté location matériel pour fête talatamaty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share