Itaosy, Antananarivo, Magadasikara

Itaosy, Antananarivo, Magadasikara Antananarivo Atsimondrano

Tsy diso anjara ny mponin'Itaosy fa nahazo ny anjara fanampiana Vatsy Tsinjo ihany koa.Teny Antanikatsaka no natao ny fi...
11/08/2020

Tsy diso anjara ny mponin'Itaosy fa nahazo ny anjara fanampiana Vatsy Tsinjo ihany koa.

Teny Antanikatsaka no natao ny fizarana androany izay niandreketan'ireo ekipan'ny Association Fitia,Député Andry Ratsivahiny ary ny governoran'ny faritra Analamanga.

Efa nampanantena ny filoha Andry Rajoelina fa samy hahazo ny anjarany avokoa ny faritra rehetra.Tsy manary ary tsy manadino antsika vahoaka ny fanjakana ao anatin'izao ady lalovantsika izao.

Mila mifanampy sy miray hina hatrany isika iaraka handresy ny corona virus

25/03/2020

Coronavirus
Les kits du test rapide arriveront demain

Le premier cargo des kits du test rapide du coronavirus arrivera sur le sol malgache demain selon la déclaration du président, Andry Rajoelina. Les résultats du test seront connus en 20 minutes.

Ho tonga rahampitso ny cargo voalohany mitondra ireo fitaovana fitiliana ny otrik'aretina coronavirus ao anatin'ny 20 minitra.

Address

Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Itaosy, Antananarivo, Magadasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Itaosy, Antananarivo, Magadasikara:

Share