05/02/2025
👋 Faly miarahaba anareo ny "Easy Shopping Mdg"
💥Ho anareo maniry ny hanafatra entana avy any Chine : machine, matériel de construction, akanjo, kiraro, kojakoja isan-karazany sns, izahay ato amin'ny Easy Shopping dia afaka manampy anareo amin'ny fanantanterahana izany !
🤩 Tarifs:
Par avion:
Envoi normal:
- 75.000 Ar/kg raha entana tsotra (5 à 10J)
- 90.000 Ar/kg raha envoi express (3 à 5jours)
Envoi par bateau:
- A partir ny 400 $/m3
Minimum 0,018m3 =30.000 Ar
🔥 Ka ireto ary tolotra omenay anareo :
Izahay dia manampy sy manamora ny fanafarana entana avy any Chine mankaty Mada.
👉 Na dia tsy mbola manana fournisseur aza ianareo, "Easy Shopping" dia afaka mitady sy manome devis ary mividy izay entana rehetra ilainareo, ary afaka mandefa izany aty Madagascar. (Tsara ny manamarika fa tsy andoavam-bola ny fanaovana devis)
👉 Raha toa ka efa manana fournisseur indray ianareo, "Easy Shopping "dia afaka mitondra ny entana izay novidianareo aty Madagascar.
👉 Raha toa kosa anefa ka efa manana fournisseur ianareo nefa tsy mahatoky olona na mbola sahirana eo amin'ny fandoavana vola dia afaka ataonay Easy Shopping ny mandoa ny vola any amin'ny fournisseur anao.
Délai de livraison :
Par voie maritime : 45 Jours après départ
Par voie aérien : 5 à 10 Jours
💥Koa raha mila fanazavana bebe kokoa dia afaka miditra ao amin'ny hafatra miafina.
Manasa anaohanisy j'aime ny page👍
📞: +261 34 28 644 16
whatsapp: +261 32 63 333 33
🏠: Tsaralalana près de Anjary Hôtel