Appui aux Investissements Durables

Appui aux Investissements Durables AIDES offre des services de conseil, d'assistance et d'étude en matière de développement dans les domaines de l'agribusiness, l'énergie, la technologie

20/01/2017

HO ANAO ANTANANARIVO,TSY HOE RITRA NY BARRAGE TANJOMBATO DIA HOE TSY MISY RANO ANTANANARIVO!

1- Diniho ny sary fa vavarano 2 no mameno an'IKOPA tonga ao tanjombato. Koa raha ritra IKOPA, sao mivarina any ankafa ireo rano ????

2- Vavarano tokana no hiantefan'ireo rano rehetra ao antananrivo, ilay renirano avaratr'Ambohitrimanjaka, atsimon'i Talamaty.
AFAKA JERENA NY HAHAVON'IO RENIRANO IO. Raha toa ka nidina na koa mety niakatra????,
Raha nidina dia hekeko fa nihena tokoa ny rano miraraka Antananarivo,
fa kosa RAHA TOA KA TSY NIOVA na niakatra?? dikany azo tadiavina fa METY MISY NANODINA NY RANON'IKOPA any ambonimbony any????

3- Io voafaritra aminn'y loko fotsy io ny famaritako maika ny hatao hoe PLAINE DE TANA. Diniho ilay sary eto ambany ankavia, fa ny nappe phreatique (izany hoe ny rano ao ambany) dia tsy ny renirano no mitondra azy fa ireo rano maro mikoriana avy any ambony manodidina ka miraraka anatin'ilay nappe (iroe tsipika manga no mampiseho ny fikorianan'ny rano).
MIHENA VE NY HAAVON'IO NAPPE IO AO ANTANANARIVO?

Brice IABANY
Président cofondateur Association TANTARAKO
Tel : +33(0) 6.16.67.84.62 / +261(0)33 41 351 55
Qualifié Maître de Conférences - France (2010)
Enseignant ATER – Université de Savoie, France (2008 - 2009)
Enseignant ATER – Université Paris VIII, France (2009 - 2010)
Docteur en Géologie - France (2009)
Master2R STU - France (2005)
Enseignant ESPA Madagascar (2000 - 2003)
Ingénieur Polytechnicien - ESPA Madagascar (2000)

Nahafinaritra ny fitsangatsanganana, ny fanatanjahantena, ny kilalao isankarazany. Natsiro ny sakafo. Misaotra ireo mpik...
22/12/2016

Nahafinaritra ny fitsangatsanganana, ny fanatanjahantena, ny kilalao isankarazany. Natsiro ny sakafo. Misaotra ireo mpikarakara

Natomboka tamin'ny fanompoam-pivavahana ny fotoana.Ny Mpitandrina Prisca nizara sy nampianatra momba ny fiainam-piananka...
22/12/2016

Natomboka tamin'ny fanompoam-pivavahana ny fotoana.
Ny Mpitandrina Prisca nizara sy nampianatra momba ny fiainam-pianankaviana, ny mpivady, ny fifandraisan'ny zanaka sy Ray amandReny, ny mpiray tampo. Rehefa milamina ny fiainam-pianankaviana dia afaka mifantoka amin'ny asa isika. Zavadehibe izany ny fandalinana ny fifankatiavan'ny mpivady, ny anjara toeranan'ny lahy sy vavy ary ny zanaka eo anivon'ny tokantrano, ny asa sy andraikitry ny Ray amandReny.
Notohizan'ny Mpitandrina Hasina nanazava momba ny fiainampanahy sy fiainampinoana araka ny fampianaran'i Jean Calvin mitondra any amin'ny fahombiazana eo amin'ny sehatry ny asa.
Namaranana ny fotoana ny famelabelarana momba ny Asa sy ny Vocation nataon'ny mpitantana ny AIDES, ny fifandraisana eo amin'ny mpiara miasa, ny fanehoana indray ny vinan'ny orinasa, ny antson'ny Tompo, ny soatoavina iainany.

Misaotra ny FJKM Antsampandrano Mananara sy ny Mpitandrina mivady nandray sy nampiantrano anay ary nampianatra sy nifamp...
22/12/2016

Misaotra ny FJKM Antsampandrano Mananara sy ny Mpitandrina mivady nandray sy nampiantrano anay ary nampianatra sy nifampizara taminay nandritra ny fisindana. Ny Tompo hanome hery anareo mandrakariva amin'ny adidy sy fanompoana ataonareo

Misaotra ny Tompo fa tontosa tsara ny fisindana AIDES ny Talala sy Alarobia lasa teo. Nahazo ny anjarany avokoa ny Fanah...
22/12/2016

Misaotra ny Tompo fa tontosa tsara ny fisindana AIDES ny Talala sy Alarobia lasa teo. Nahazo ny anjarany avokoa ny Fanahy, saina, vatana. Nitombo fahalalana, nihabe amin'ny Finoana, nahazo hery ny vatana.. Faly ny mpiara miasa rehetra, mitovy ny fomba fijery, vonona hiatrika ampitokiana sy amin'ny fanantenana ny taona ho avy 2017.

En parcourant l'île d'Est en Ouest, du Nord au Sud, les activités minières vont prendre une place importante dans les oc...
26/07/2014

En parcourant l'île d'Est en Ouest, du Nord au Sud, les activités minières vont prendre une place importante dans les occupations de terrain dans le pays. Les activités agricoles destinées pour la production alimentaire seront handicapées par la diminution des bons terrains fertiles, la majorité des terrains étant lessivée par l'érosion et demandant d'important effort de redressement et d'investissement avant d’espérer un bon rendement. Les cultures peu exigeantes en qualité du sol et l'élevage pourront encore y trouver leur place. La déforestation continue. Des tensions sociales accompagnent la mise en œuvre de la plupart des investissements rencontrés. Mais des bonnes pratiques et approches sont notées avec de bonnes retombées pour l'économie (revenu, impôts), l'environnement (réduction des feux de brousse) et le social (diminution de l'insécurité, éducation, santé) des zones d'investissement. Promouvoir les investissements dans l'agriculture, les mines, l'élevage requiert rapidement l'établissement préalable d'un plan d'aménagement des terrains par l’État et l'accord impératif des communautés locales parallèlement aux autres actions comme la mise en compatibilité des investissements avec l'environnement, la procédure d'acquisition de terrain.

16/09/2013

Address

Lot B 165 Alasora
Antananarivo
103

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Appui aux Investissements Durables posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Appui aux Investissements Durables:

Share