Mpanera trano sy tany

Mpanera trano sy tany Izahay dia manera trano sy tany hofaina na vidina et Tana sy any amin' ny province.

30/06/2022

HO ANAREO MITADY CENTRE FITAIZANA BEANTITRA, DIA AFAKA MIRESAKA AMIKO AMIN'NY MP.

Send a message to learn more

MIARAHABA NY RENY REHETRAMIRARY FETY SAMBATRA
29/05/2022

MIARAHABA NY RENY REHETRA

MIRARY FETY SAMBATRA

07/05/2022

MITADY MPAMPIANATRA MATH TD SY TA SY PHYSIQUE TD SY TA.

MBA MP DIRECT TOMPOKO.

21/04/2022

METY MAHASOA ANAO ITY:

IZAHAY DIA MANAO SAISIE BOKY NA TEXTE AMIN'NY TENY MALAGASY, FRANTSAY SY ANGLISY AMIN'NY SARANY MIRARY.:
-TEXTE: 500A ny pejy
-TABLEAU: 700A ny pejy

AFAKA MANAO MISE EN FORME KOA, TRADUCTION.

AFAKA ATAO IMPRESSION SY RELIURE IHANY KOA RAHA MIFANARAKA ISIKA.
AFAKA MANATONA ANAO KOA IZAHAY SAINGY MISY FEPETRA MBA TSY HO LANY FOTOANA MIVEZIVEZY FOTSINY.

IZAY TONGA ALOHA NO VOARAY MIALOHA!

MP DIRECT ARY O!

08/03/2022

MIARAHABA NY VEHIVAVY REHETRA!

TRANO AHOFA ANKATSO (5mn PRES UNIVERSITÉ) EFITRA 1, MISY JIRO, RANO AMIN'NY VOVO, WC FOSSE SCEPTIQUE SY DO**HE EXT.HOFAN...
01/02/2022

TRANO AHOFA ANKATSO (5mn PRES UNIVERSITÉ) EFITRA 1, MISY JIRO, RANO AMIN'NY VOVO, WC FOSSE SCEPTIQUE SY DO**HE EXT.
HOFANY: 70.000A MIARAKA AMIN'NY JIRO

ILAY SARY VOALOHANY LAVARANGANA AZO ATAO LAKOZIA (AMBANY RIHANA), NY SARY FAHAROA AO ANATY TRANO.

AFAKA AVERINA LOKOINA FA IZAO NY ETAT NIALAN'NY MPANOFA TEO ALOHA.

01/02/2022

TRANO AHOFA ANKATSO, EFITRA 1, MISY JIRO, RANO AMIN'NY VOVO, DO**HE INTERNE, MISY COIN CUISINE, WC EXTERNE.
HOFANY: 120.000A (ANKOATRAN'IO NY JIRO)

Send a message to learn more

01/02/2022

TRANO AHOFA ANKATSO (5mn PRES UNIVERSITÉ) EFITRA 1, MISY JIRO, RANO AMIN'NY VOVO, WC FOSSE SCEPTIQUE SY DO**HE EXT.
HOFANY: 75.000A MIARAKA AMIN'NY JIRO.

Send a message to learn more

01/02/2022

MISY LIANA AMIN'NY TRANO 40.000A VE? ANKATSO, 5mn DE EO AMIN'NY UNIVERSITÉ.
MISY JIRO, DO**HE EXT, WC FOSSE SCEPTIQUE EXT, RANO @ VOVO.
Visite 5000A
MP DIRECT, TSY MAMALY COMPTE FAKE.

Send a message to learn more

07/01/2022

EFA LASA ILAY TRANO 85.000A FA MPIANATR'ANKATSO NAHAZO TRANO TATO AMIN'NY PEJY IHANY NO NANERA AZY.
TSY MANINONA IZANY FA TSARA KOKOA MAMORONA PEJY DIA MBA MAHAZO CLIENTS MARO KOKOA.

MBOLA AO ILAY TRANO EFITRA 1, CUISINE ET DO**HE INTERNE 150.000A NY HOFANY

Send a message to learn more

TRANO AHOFA ANDRAISORO (5mn dia tonga eo amin'ny université Ankatso), EFITRA 1, AMBONY RIHANA, MISY JIRO, RANO AMIN'NY V...
06/01/2022

TRANO AHOFA ANDRAISORO (5mn dia tonga eo amin'ny université Ankatso), EFITRA 1, AMBONY RIHANA, MISY JIRO, RANO AMIN'NY VOVO, DO**HE SY WC (FOSSE SCEPTIQUE) IVELANY, HOFANY: 85.000A MIARAKA AMIN'NY JIRO.

RA MPIANATRA DIA AFAKA MITAMBATRA 2 FA TSY SAROTINY NY TOMPONTRANO, NY EFITRA KOA MALALAKA TSARA.
Visite: 5000A

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpanera trano sy tany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share