01/03/2026
Mety tsara ho an'ny fiara plaisir, 4x4, sprinter fohy. Bass fotsiny no avokany. Mety tsara ho an'ireo tsy mila son heno be any ivelany, fa tena mandona tsara henoina ao anatiny.
Efa misy ampli ao anatiny. Mety amin'ny autoradio rehetra. Tsotra kely ny branchement.
Prix : 200.000 ar fotsiny
Atsoy ny 034 32 752 23
VITA MALAGASY