Cours Fanampiana en Ligne

Cours Fanampiana en Ligne fanampiana anao mpianatra hanala fanadinana aram-panjakana

18/02/2023

Manaja e. Elaela zay.miomana ary fa hoavy tsy hoela ny sujet🤗

⭕VAOVAO BE 😮 COURS EN LIGNE⭕✅Natokana ho an'ireo mpianatra 3ème, 2nd, 1ère ary ny kilasy famaranana  ity ry zareo a ! 🔔⭕...
20/09/2022

⭕VAOVAO BE 😮 COURS EN LIGNE⭕
✅Natokana ho an'ireo mpianatra 3ème, 2nd, 1ère ary ny kilasy famaranana ity ry zareo a ! 🔔
⭕⭕Ireto avy ny matières hanampianay anao @ izany : Mathématiques, Physique-Chimie, Français ary ny Anglais🇱🇷
✅Tsy diso anjara ihany koa ianao izay vao afaka BACC😍 ka hanomana concours d'entrée eny @ université🎓
✅Efa maro be ny mpianatra nahita tombotsoa tato aminay, koa dia anjaranao indray izao⏳
💥Rentrée 👉Misy foana ny rentrée par mois fa ho fanombohana azy @ ity taona ity dia ny 03 Octobre 2022.
✅Efa misokatra ny inscription👉mandefasa ary MP ao @ pejy Cours Fanampiana en Ligne na miantsoa ny laharana 0347621590.
⭕⭕DROIT : 0 AR
📝📚🖋️📐📃

26/08/2022

AVIS DE CONCOURS D'ENTREE EN PREMIÈRE ANNÉE A L'ECOLE SUPÉRIEURE POLYTECHNIQUE D'ANTANANARIVO
Mercredi 21 et Jeudi 22 septembre 2022.
Pour plus de renseignements, veuillez contacter le 020 22 689 15, 034 35 753 72, 034 87 129 29.

13/12/2021
29/10/2021

COMMUNIQUE portant ouverture et organisation du concours d'entrée en première année formation professionnalisante du PARCOURS ELECTRICITE INDUSTRIEL et PARCOURS MAINTENANCE AUTOMOBILE

05/10/2021
03/10/2021

Ireo tsara ho fantatra :
1. Efa mandeha ny préinscription ao @ siten'ny ESPA
2. Ny 7,8/10/21 no mandoa vola any amin'ny agence comptable ankatso ny niveau licence rehetra
3. Any amin'ny banky BOA ny fandoavana ny droit d'inscription pedagogique sy administratif ary ny écolage ho an'ny formation payante
4. hanao préinscription koa ny l1 l2 l3 M1 (2019/2020) ao amin'ny site
5. 25,26/10/21 ny master no mandoa ny droit eny ankatso
6. 27 ny retardataire niveau rehetra
7. hatramin'ny 4/11/21 ny fanaterana dossier eny amin'ny scolarité
8. boa ihany no banky fa tsy bni intsony.

Address

Antananarivo

Telephone

+261347621590

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cours Fanampiana en Ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share