Rinaka

Rinaka Sehatra ara-barotra sy fifaneraserana ara-pandraharahana madinika Produits de bien- être et divers

🙂🙂
15/04/2026

🙂🙂

Mbola tsara daholo ♥️Fampahatsiahivana: Rehefa hampanao achat isika dia une semaine mialoha dia afaka mandefa message pr...
29/03/2026

Mbola tsara daholo ♥️
Fampahatsiahivana:
Rehefa hampanao achat isika dia une semaine mialoha dia afaka mandefa message privé, na alohan'izay vao may mety be.
Ny antony:
Mba ahafahako mandamina fotoana satria isaky asabotsy ihany no andro ahafahako manao ny achat dia mandefa ny colis-nareo 😉😉.
*Misaotra ireo mahatoky
*Manasa izay mbola hampanao achat rehetra, aza misalasala.
Nb: tsy misy idiran'ny akory ilay sary fanehoana fa mba sary tiako nalaina tato.
Izay fa bonne semaine daholo ♥️
Araho ny Pejy Rinaka

💐♥️ Iza amin'ny no mety aminao?? Ny ahy tena tiako daholo 🥰🥰
16/03/2026

💐♥️ Iza amin'ny no mety aminao??
Ny ahy tena tiako daholo 🥰🥰

15/03/2026

Astuce fandrefesana akanjo
Mety na ho an'ny lehilahy na ho an'ny vehivavy.
Aza adino ny manaraka ny pejy Rinaka
Abonnez-vous 😉🥺

06/03/2026

👋👋,
Ianao koa ve tsy mahazo aina rehefa miakanjo raha tsy manao bijoux ✨✨?
Perso: Tena tsy maintsy manao Boucles d'oreille fa ohatry ny lehilahy izany raha adino ny manao an'ireo 😉
Ito izao misy torohevitra sendra nojereko sao mahasoa antsika.
Assortiment-na bijoux sy ny couleur-na vêtement.
Afaka miantsena ny akanjo sy ny bijoux ilainao izahay ato amin'ny Rinaka
Bonne de fin de semaine daholo ary ♥️.

Teto aho ilay nirahan'ny olona hijery ny Robe de mariée-ny, dia nasainy nanandrana an'ilay Robe mihitsy. Dia io Robe io ...
23/02/2026

Teto aho ilay nirahan'ny olona hijery ny Robe de mariée-ny, dia nasainy nanandrana an'ilay Robe mihitsy. Dia io Robe io mihitsy no nosafidiny après.
Olona any Manja no nampanao Commission.
Misaotra an'izy Mitsam nahatoky an'i Rinaka .
Ataoko daholo anie hoa izay anirahanareo e 😉♥️.
Bonne semaine daholo.

Bonsoir, elaela an 😉😉Avy nanao Shopping be izahay mirahavavy ♥️♥️😅😅Anaovana ve??Zao ary, vakio tsara ☺️☺️ Raha any alavi...
22/02/2026

Bonsoir, elaela an 😉😉
Avy nanao Shopping be izahay mirahavavy ♥️♥️😅😅
Anaovana ve??
Zao ary, vakio tsara ☺️☺️
Raha any alavitra be ianao nefa
Misy achat tokony ho atao aty Tanà??
Hikarakara evenement?? ( Mariage/Soutenance .....)
Hanokatra business??
Azonao atao ny mampanao commission anay ato amin'ny .
Fepetra tokony arahana:
* Miresaka herinandro mialoha isika
* Arakaraky ny habetsahan'ny entana ny frais de commission
*Atao mazava tsara ny pointure sy ny refy sy mombamomba ilay zavatra ho vidiana
*vola mila atao vonona mialoha
NB: Olona efa vonona hividy no aoka hampanao ilay commission fa tsy ilay mampiresaka fotsiny.
Marihina fa Samedi ihany no afaka manao ilay commission ;)
Misaotra ho an'ireo nahatoky be dia be ♥️♥️

02/02/2026

Izany hono ry patron isany a.

06/01/2026

Ito vidéo ito no atolotro hirariana antsika
Bonne année 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣♥️

Ny akanjo sy ny collier mety aminy 🥰🥰.
17/12/2025

Ny akanjo sy ny collier mety aminy 🥰🥰.

Rehefa Décembre ohatr'izao dia ohatry ny falifaly izany foana aho, tsy misy antony manokana fa dia izay e :)Tena hoe Vol...
05/12/2025

Rehefa Décembre ohatr'izao dia ohatry ny falifaly izany foana aho, tsy misy antony manokana fa dia izay e :)
Tena hoe Volana hafa mihitsy ity volana ity.
Fa tsy misy idirany amin'ilay sary eo ambany kosa nefa.
Bonne fin de semaine daholo. ♥️♥️

Eo mba alaivo sary mody tsy mijery aho 😅😅Efa antitra dia tsy mahita paozy hakana sary intsony. Sinon, bonne fin de semai...
15/11/2025

Eo mba alaivo sary mody tsy mijery aho 😅😅
Efa antitra dia tsy mahita paozy hakana sary intsony.
Sinon, bonne fin de semaine jiaby antsika 🥰🥰.

Address

Ambalanomby
Antananarivo
101

Telephone

+261324844066

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rinaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Rinaka:

Share