Gasy miketrika

Gasy miketrika Fanomezan ´asa ho an ´ny tanora Malagasy

Miarahaba tompoko,🇲🇬Ny RIDE BNB dia smart contrat, izany hoe fomba iray ahazoana vola betsaka amin'ny alalan'ny fanangan...
23/01/2025

Miarahaba tompoko,🇲🇬

Ny RIDE BNB dia smart contrat, izany hoe fomba iray ahazoana vola betsaka amin'ny alalan'ny fananganana réseau matanjaka sy fanangonana cryptomonnaie betsaka. Mila mizara opportunité amin'ny hafa izany. Na mbola débutant ianao ka sambany vao hampiasa ny portefeuille décentralisé, dia tsy olana satria eto izahay hanampy anao. Ny fanarahana guide omeko sy fahaizanao miasa haingana no azaona 6€min/jour.🤑

Ny zavatra mila atao dia :
✅ Mi télécharger portefeuille électronique Token Pocket ao amin'ny Playstore.
✅ Manao dépôt 18 000 Ar.
✅ Mitady partenaire 2 ihany ho ampidirina amin'ny réseau anao. Avy hatrany dia afaka miakatra niveau 2, satria rehefa tafiditra ireo olona 2 ireo dia mahazo 5,14 $ ianao, izay milatsaka avy hatrany ao amin'ny portefeuille anao. Avy amin'io ihany no hiakaranao niveau 2 (3,65 $) ary efa manana 1,49 $ mipetraka sahady ianao, azonao alaina raha ilainao.
✅ Ireo olona 2 nampidirinao indray samy mampiditra olona 2 avy, dia mahazo 14,60 $ ianao. Ny 7,30 $ amin'io indray no hiakaranao niveau 3, ary efa manana tombony 7,30 $ indray ianao + ilay 1,49 $ tamin'ny niveau 1.

Dia mitohy tahak'izay foana mandrapahatonganao niveau 15.

⭐Misy fomba 5 fandraisana tombiny ato amin'ny Ride BNB 📱 jereo ilay sary ao ambany ao.🙏

📝 Marihana fa ny fananganana équipe dia iarahan'ny rehetra manao, izany hoe tsy miady irery ianao amin'ny fitadiavana olona satria isika rehetra dia miaraka mitady. Ny antony dia tsotra: olona 2 ihany no afaka ampidirina direct amin'ny lien 1. Rehefa mahita olona mihoatra ny 2 izany ianao, dia ampidirinao amin'ny lien ny équipe-nao izay mbola tsy feno 2.

➡️ Mila mifanampy ny équipe rehetra satria arakarakin'ny hiakaran'ny équipe-nao niveau no handraisanao vola ary indrindra hiakaranao niveau. Ny fomba tokana ahafahana miakatra niveau anefa dia ny manenjika ny olona 2 atao eo ambanin'ny olona 1.

Mazava aminao ve?
Afaka manontany foana ianao raha misy tsy azo. 😊

Salama daholo, mitohy foana hatrany n'y fampidirana mpikambana Amin 'ny resaka asa en ligne ato aminay a🥰.  Rah Liana ia...
21/01/2025

Salama daholo, mitohy foana hatrany n'y fampidirana mpikambana Amin 'ny resaka asa en ligne ato aminay a🥰.
Rah Liana ianao de tongava hafatra miafina azafady 👍

Efa maro ireo nahita vokatsoa talon 'ny fanaovana asa en ligne, ianao ko ve mba te hahazo ôtranay😁 tongava mp fa hoatoro...
11/12/2024

Efa maro ireo nahita vokatsoa talon 'ny fanaovana asa en ligne, ianao ko ve mba te hahazo ôtranay😁 tongava mp fa hoatoroko anao Amin antsipirihany ny zavatra atao ao🥰

09/12/2024

Akory aby e
🥰 Tanora ve ianao ? Mitady asa fa tsy mety mahita? "Ny Gasy miketrika " dia pejy natao hoanao izay mitady asa en ligne. Manasq anao ary hihiditra hafatra miafina raha mila ny andinindininy mahakasika ny asa👍Aza hadino ny manisy j 'aime👍 raha te haharaka tolotr'asa maro isankarazany

03/12/2024

Hoavy ny fety, mila vola maika ve enao? Ndao hiaraka aminay e😜 efa maro ireo nisitraka ka anjaranao indray zao👉 Asa en ligne ten azo antoka, efa sarotra zao ny fiainana ka aza varimbarina tsony isika.

👉Mandefasa mp zay Liana tompoko
Vonona handray antanana Anao zahay👈

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy miketrika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share