18/07/2019
Fampianarana ambony :: Mila ampiana ny fitaovana hoentina hampiharana ny rafitra LMD
Ho sarotra ho an’ ny mpampianatra sy ny mpianatra eny amin’ny oniversite ny fampiharana ny rafitra Licence-Master-Doctorat (LMD) raha ny zava-misy amin’izao fotoana izao no hoentina hanatanterahana azy. Tsy ampy ny fitaovana ampiasaina, ny fampitaovana ny mpampianatra sy ny mpianatra ary ny ...