11/02/2024
Manahoana daoly tompoko ohh💗✨
Manasa anao hanaraka ny pejy Facebook ny "Mi Glace"🍨 izahay
Izahay dia mivaritra produits laitiers manomeha hery tsara 🥰 fa indraindrindra fa ny Glace no spécialité anay 🥰😍 Ka manasa anareo ary ny hanandrana fa ho afa_po ianareo😚❤️
Ny ao aminay dia 2.000ar fotsiny de efa mahazo glace tsara bé💗✨ de tongava ary manandrana🤤💗
Ny toerana misy anay dia tsy lavitra akory fa eo Météo ; Besarety sy eo Akadindramamy✨🥰
Nefa mandefa en gros iany koa izahay ho an'izay te hivarotra 🥺❤️