Formation création d'entreprise

Formation création d'entreprise Miarahaba anao tongasoa eto amin'ny pejy tompoko🥰

Ndao hanangana Orinasa tena mety eto MadaFORMATION Création d'Entreprise na Fiofanana Managana Orinasa +54 idéés de busi...
18/06/2024

Ndao hanangana Orinasa tena mety eto Mada
FORMATION Création d'Entreprise na Fiofanana Managana Orinasa +54 idéés de business afaka atao eto Mada + 10 technique mahomby hazaona vola sur Facebook.

Na tanora ianao na olo-dehibe na manana diplome na tsy manana diplome na manana diplome na iza na iza ka maniry hanana orinasa na te ho mpandraharaha dia afaka manatriaka ity formation ity daholo

Ireto avy no itanao anaty formation :

1-Ny tontolon'ny ENTREPRENARIAT na FANDRAHARANA
2-Ny LEADERSHIP
3-Mentalités na toe-tsaina tokony hananana sy toe-tsaina tokony iàlàna raha hiditra @ sehatry ny fandraharana
4-Fomba atao hahatonga ny mentalités anao hivelatra kokoa @ sehatry ny fandraharana
5-Fomba andaminana ny fotoananao
6-Fomba atao hahaizanao mitantana ny vola izay eo ampelatananao
7-Ireo DISCIPLINE rehetra tokony arahinao @ sehatry ny fandraharana
8-Ahoana no ahatonga io hevitrao io na ny hevitra omenay anao ho lasa entreprise na tsisy fond aza ?
9-Ahoana ny fomba fitadiavana hevitra ho tonga Orinasa mampidi-bola be
10-Ahoana ny fomba hitadiavana clients @ orinasa anao?
11-Ahoana ny fomba hiaingana @ tsy misy?

-Mbola maro tsy voatanisa ny zavatra ho itanao anaty formation fa santionany fotsiny ireo

Ny avantages : afaka tonga dia manangana ny orinasa anao ianao vita formation
Bonus : Omenay :
54 idéés de business afaka atao eto Mada + 10 technique mahomby hazaona vola sur Facebook ny mpianatra rehetra

Raha maha liana anao ary ny formation izay ataonay dia manasa anao handefa mp na hiantso ny laharana etsy ambany fa voafetra ihany ny toerana

Fidirana : Misafidy ianao : Lundi 24 Juin 2024 ho avy izao

⏰Heure : 8h à 11h maraina

Durée : 1 jour

☎Contact : 033 60 300 41

Mila misoratra anarana mialoha ao @ mp fa voafetra ho 15 personne ihany no raisina isaky ny vague

Mankasitraka mialoha tompoko🙏🙏🙏

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Formation création d'entreprise posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share