Soa Model

Soa Model Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soa Model, Business Center, Ankadindratombo tompoko, Antananarivo.

24/04/2025

Bonjour 🥰 inviteo ny namana hanaraka ny pejy fa hisy kilalao tsy ho ela

Formation crochet 🤗 proffesionnel  Raphia na pelote 🍄 zahay no miantoka ny fitaovana mandrindrany formation tompoko, gar...
19/03/2025

Formation crochet 🤗 proffesionnel Raphia na pelote 🍄 zahay no miantoka ny fitaovana mandrindrany formation tompoko, garantie 100 % ny formation
Afaka manao a domicile zahay tompoko hoany ireo zay tsy afaka Manatona anay 🌾
- afaka manao en ligne iany koa tompoko
- mp ou 0344382716
- afaka misafidy andro ianarana enao tompoko

Manome formation hoany akizy iany koa zahay 6 ans a 17 ans
Efa manana programme hoazy ireo zahay🥰
+Afaka iany koa hoe izay malina azy no hatao ( zany hoe izay tiany)

Coucou🥰 decoration manaraka ndray e🌾 deco mirrorFitaratra mamy kely🥰 ny dispo( couleur marron et naturel, fuchsia,) zao ...
18/02/2025

Coucou🥰 decoration manaraka ndray e🌾 deco mirror
Fitaratra mamy kely🥰 ny dispo( couleur marron et naturel, fuchsia,) zao dia 10cm de diametre ny fitaratra ary 16cm de diametre izy miaraka aminy ilay kirofarofany kely
Mandray commande 2jours dia vita

Rah manana fitaratra iany koa ianareo kah tinareo atao tahakizao dia afaka manao zahay🥰 sarany abordable fona a🌾

Recuperation : yandy bypass
Prix : 1pc : 5000 ar
Rah plus de 10pc 4000 ar par piece

Salama tompoko 😊 Decoration 🌾🌾epi de ble 🌾🌾 misy toute couleur10 tige = 5000 arRecuperation akaikiny yandy bypassMp zay ...
18/02/2025

Salama tompoko 😊 Decoration 🌾🌾epi de ble 🌾🌾 misy toute couleur
10 tige = 5000 ar
Recuperation akaikiny yandy bypass
Mp zay lina tompoko

Salama tompoko 😊 Formation crochet raphia complet sy pelote, ary broderie ( na dia mbola debutante ary enao na efa mahay...
20/10/2024

Salama tompoko 😊 Formation crochet raphia complet sy pelote, ary broderie ( na dia mbola debutante ary enao na efa mahay fa teh hanampy traikefa dia vonona ny anampy anao zahay🥰) : ny formation atolotra ny complet tateraka

Droit :
Broderie : 80000 ar par mois
Crochet raphia : 55000 ar pendants deux semaine
Crochet pelote : 75000 ar deux semaine

Ecollage : 00 ar par vague
INSCRIPTION en mp ou 032 54 930 26

Afaka manao a domicile iany koa zahay tompoko🥰

Formation complete avec suivie en ligne apres formation

Salama tompoko 🥰 reto ndray ny asa sur commande atrany a, efa lany ny stockSac GMPrix 75000 ar couleur theMp ou 032 54 9...
11/10/2024

Salama tompoko 🥰 reto ndray ny asa sur commande atrany a, efa lany ny stock
Sac GM
Prix 75000 ar couleur the
Mp ou 032 54 930 26

Salama tompoko 😊formation vaovao kely satria broderie pour debutante indray no formation atolotray hoanareo mpanaraka an...
26/09/2024

Salama tompoko 😊formation vaovao kely satria broderie pour debutante indray no formation atolotray hoanareo mpanaraka anay😊😘💐
Maro ianareo no notany hoe mampianatra akizy ve '' ENY '' eny tompoko mampianatra zahay na pelote na raphia na broderie

Mp detail, misy boky hiany koa hoany ireo zay lina a
Mp ou 0344382716
Na 032 54 930 26

Salama tompoko 🥰 cours de vacanse🇲🇬 dispo ny sac 🎉 Zahay dia manolotra cours de vacanse hoanaoMianatra isan'andro pendan...
06/07/2024

Salama tompoko 🥰 cours de vacanse🇲🇬 dispo ny sac
🎉 Zahay dia manolotra cours de vacanse hoanao
Mianatra isan'andro pendant un mois
Zahay no miantoka ny fitaovana mandrindrany formation
🔸Mandray akizy izay lina na mazoto hianatra iany ko zahay na lahy na vavy
🔸 Mandray ireo olo-dehibe iany koa mazava hoazy, hoatsika zay mtady vadin asa
🔸Sarany mirary natao ho zakany rehetra
🔸 Cours dia feno tateraka satria misy guide na boky zaraina aminy akizy izay mianatra
🔸 2h Isakiny maraina isika no mianatra afaka misafidy lera ianarane enao ( 8h a 10h na 10h a 12h) apres midi ( 13h30 a 15h30)
🔸 Droist natao hoany sarany mirary
🔸 Mizara vageu roa ny formation vague voalohany deux semaine HIANARATSIKA NY RAPHIA sy ny tontolony : jere tsika aminy izany ireo asa sns, izay mombany crochet raphia dia enaratsika avoko
Vageu faharoa pelote : jeretsika avoka ireo makasina azy rehetra, ireo zavatra vita aminy sns

Marihina fa 2 semaine ny vageu 1

Cours special perfectionment : natao hoany ireo zay efa mahay nefa teh hampitombo traikefa atrany ( afaka misafidy andro ianarana enao) enaratsika ny hoe aona rah teh hanao zavatra vaovao hiala aminy mahazatra enao🥰

Tadidio fa tsy afaka ny tsy hiova ny fiainanao🎉 zay be falalana no be hery entina amndroso aminy zao fiainana izao

Omano dieny zao ny zanako hivelatra sy hanana hoavy mamiratra

Mp 032 54 930 26

Salama tompoko 🥰 cours de vacanse🎉 Zahay dia manolotra cours de vacanse hoanaoMianatra isan'andro pendant un moisZahay n...
06/07/2024

Salama tompoko 🥰 cours de vacanse
🎉 Zahay dia manolotra cours de vacanse hoanao
Mianatra isan'andro pendant un mois
Zahay no miantoka ny fitaovana mandrindrany formation
🔸Mandray akizy izay lina na mazoto hianatra iany ko zahay na lahy na vavy
🔸 Mandray ireo olo-dehibe iany koa mazava hoazy, hoatsika zay mtady vadin asa
🔸Sarany mirary natao ho zakany rehetra
🔸 Cours dia feno tateraka satria misy guide na boky zaraina aminy akizy izay mianatra
🔸 2h Isakiny maraina isika no mianatra afaka misafidy lera ianarane enao ( 8h a 10h na 10h a 12h) apres midi ( 13h30 a 15h30)
🔸 Droist natao hoany sarany mirary
🔸 Mizara vageu roa ny formation vague voalohany deux semaine HIANARATSIKA NY RAPHIA sy ny tontolony : jere tsika aminy izany ireo asa sns, izay mombany crochet raphia dia enaratsika avoko
Vageu faharoa pelote : jeretsika avoka ireo makasina azy rehetra, ireo zavatra vita aminy sns

Marihina fa 2 semaine ny vageu 1

Cours special perfectionment : natao hoany ireo zay efa mahay nefa teh hampitombo traikefa atrany ( afaka misafidy andro ianarana enao) enaratsika ny hoe aona rah teh hanao zavatra vaovao hiala aminy mahazatra enao🥰

Tadidio fa tsy afaka ny tsy hiova ny fiainanao🎉 zay be falalana no be hery entina amndroso aminy zao fiainana izao

Omano dieny zao ny zanako hivelatra sy hanana hoavy mamiratra

Mp 032 54 930 26

Address

Ankadindratombo Tompoko
Antananarivo

Telephone

+261344382716

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soa Model posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share