04/06/2026
Mbola mitohy ny fisoratana anarana ao amin'ny formation animateur et animatrice pour les enfants
👋 Bon Jeudi à tous👋
✅ Tena ilaina ve ny activités de vacances?
✅ Ireto misy torohevitra kely vitsivitsy afaka hanampy antsika Ray aman-dReny hisafidy activité ho an'ny zanatsika mandritry ny vacance.
1️⃣ Misafidiana animateur passionné
Samihafa be ny olona tena tia ankizy miasa ho an'ny ankizy noho ny olona tsotra tsy maintsy miasa fotsiny ho an'ny ankizy. Misy fiatraikany be eo amin'ny atmosphere hanaovan'izy ireo activité izany
2️⃣ Misafidiana environnement bienveillant et sécurisé
Tsy resaka toerana ihany eto fa tena zava-dehibe ny sécurité psychologie sy émotionnel ho an'ny ankizy. Ny vacance dia fotoana fialatsasatra, ny toerana fanaovana activité izany dia tokony tsy mavesatra, na misy pression, na tsy manaraka rythme ny zaza. Tena ilaina appréciation @ rythme ny ankizy, maro ireo ankizy mety tratrin' ny harcèlement scolaire ka mila intention be izy ireny.
3️⃣ Avelao ny ankizy isafidy izay mba mahaliana azy
Tena manokatra ny sain' ny ankizy raha zavatra mahaliana azy no ataony fa tsy izay tianao ho ataony. Ny ankizy rehetra dia manana passion sy talenta miafina avokoa, izay no antony mba hanotanianao azy mialoha ny hadefasanao azy amin'ny toerana iray.
✅ RDV ato amin'ny Zaza Lovers :
📆 Samedi 27 Juin à 9h00
📍 Village des jeux Ankorondrano
🥳 Karazana activité maro azo isafidinana
☎️ +261349321535
+261322448125
Zazà ChannelZazà Lovers