21/08/2026
❌ Aok'izay ny fampiasana fitaovana tsy amin'ny tokony ho izy ❌
⭕ Tsy hoe rehefa manapaka dia mety foana ilay hety ⭕
🔴 Ireto avy ireo karazana hety mety ilaina momban'ny zaitra 🔴
⚪ Afaka manontany raha te hanjifa ihany koa fa manana izahay ah 🥰
Chic & Pratique -Le petit détail qui fait toute la différence ✨