29/10/2025
🎸 SERA MIXTE ERIC
🇲🇬 Guitare 100% Malagasy – Asa tanana avo lenta
Feo madio, endrika miavaka, vita amin’ny fahaiza-manao Malagasy.
➡️ Misy koa guitare importé kalitao matihanina ho an’ny mpitendry rehetra.
📞 Antsoy: 034 50 39 439
🎶 SERA MIXTE ERIC – Kalitao Malagasy, feo maneran-tany