Shops onja

Shops onja Savoka Vernie vrai au TOP🥰🎊😍
0339611562
0388394928

19/07/2026

Savoka vernis amilay tena top�
� Savoka fefany +vernie 12000ar
� Savoka tapany +vernie fefany 20000ar
� Savoka 1l + vernie tapany 35000ar
� Savoka 1,5l +vernie 1l 55000ar
� Savoka 2l +vernie 1,5l 75000ar
� Couleur rouge, grenat, marron
� Afaka manao livraison zahay afaka mandefa any faritra ihany koa�
� Contact
� 0388394928
� 0339611562
� WhatsApp 0388394928

19/07/2026

Hizara loka ho anareo client izay mazoto partage publication izay havoaka eto izahay ato shops onja ka mazoto ary eh 🥰

16/07/2026

Alefaso commende vernie shops onja tsar kalitao mbola tsy namitak anao ���

15/07/2026

Mety aminareo client ve raha hoe asina tsika point de vente Aminizay 🤗🥰🥰
Ao commentaire ary💞

Makasitraka antsika rehetra 🥰🥰🥰Ho an manjifa Fidel hatrany dia manomana surprise ho anao izahay ato   onja 💞💞💥Harao tsy ...
07/07/2026

Makasitraka antsika rehetra 🥰🥰🥰
Ho an manjifa Fidel hatrany dia manomana surprise ho anao izahay ato onja 💞💞💥
Harao tsy tapaka pejy fa ataok liste eto izay betsaka point🥰

01/07/2026

Efa ho avy ny cartable vaovao ho an’ny taom-pianarana vaovao !
Mateza, tsara zaitra, tsara endrika. Hararaoty !

19/06/2026
👑 SAVOKA VERNIE KALITAO TENA TSARA — SHOPS ONJA 💯Mitady savoka vernie mora ampiasaina, mora maina ary mamirapiratra tsar...
16/06/2026

👑 SAVOKA VERNIE KALITAO TENA TSARA — SHOPS ONJA 💯

Mitady savoka vernie mora ampiasaina, mora maina ary mamirapiratra tsara ve ianao? ✨
✅ Tsy misy fofona manelingelina
✅ Tsy manaraka tongotra rehefa maina
✅ Tsy mila kosehina intsony
✅ Manome finition mazava sy tsara tarehy
🏠 Mety amin’ny ciment, dallage, gorodona, parquet

🪑 Misy vernie tsotra fatao trano
💯 Misy koa vernie spécial ho an’ny fanaka sy palissandre

🆕 Misy ihany koa:
🧪 Styrene Acrylic 50%, Liant pour sol
🧪 Fixateur PSE
🎨 Oxyde de fer isan-karazany

💰 Prix mirary + prix de gros
🚚 Livraison : manomboka 3 000 Ar
🚐 Livraison : Tana sy faritra

📞 Contact : 038 83 949 28 / 033 96 115 62
💬 WhatsApp: 038 83 949 28

📩 Mandefasa message raha mila prix na commande.

12/06/2026

� Arrivage vaovao tonga eto amin'ny Shops Onja! �
� Sac à main � Drap de lit � Savoka vernie tsy misy fofona, tsy miraikitra amin'ny tongotra ary mora maina
� 038 83 949 28
Aza tara fa voafetra ny stock! �

Address

Anosibe
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shops onja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share