Time of shopping

Time of shopping Shopping
Vente en detail
Importation Chine -
Madagascar

🔴FITOTOANA VARY AKOTRY KELY FA MAHAVITA BE Tonga ity ilay niandrasana sady vaovao be mihitsy ,mety amin tsika tantsaha ,...
17/04/2026

🔴FITOTOANA VARY AKOTRY KELY FA MAHAVITA BE

Tonga ity ilay niandrasana sady vaovao be mihitsy ,mety amin tsika tantsaha , afaka hikaramana ihany koa , mandeha courant fa zakana groupe kely ireny raha toerana tsy misy jiro

Décorticage du riz
Capacité: 50kg/h
Tension du produit :220v
Puissance du produit :1.1kw
Dimensions du produit :43 x 32 x 41cm

CONTACT : 0375838430(whatsapp)

♥️COLLIER POUR COUPLE AIMENTÉ♥️
31/01/2026

♥️COLLIER POUR COUPLE AIMENTÉ♥️

Presse à huile commerciale en acier inoxydable pour pressage à chaud et à froidÉquipée d'une tige de pressage de 270 mm ...
05/12/2025

Presse à huile commerciale en acier inoxydable pour pressage à chaud et à froid
Équipée d'une tige de pressage de 270 mm de long et d'un moteur
ultrapuissant de 1 200 W, elle peut presser de 5,5 à 8,2 kg par heure

SUR COMMANDE

Fitotoana akora toy ny katsaka ,soja,vary sns Azo reglenao araka izay angezany tinao hivoaka aminy Machine pour le broya...
04/12/2025

Fitotoana akora toy ny katsaka ,soja,vary sns
Azo reglenao araka izay angezany tinao hivoaka aminy
Machine pour le broyage à sec et humide, qui peut broyer le blé, le riz, le maïs, le sorgho, le soja et d'autres cultures en poudre sèche.
Il est particulièrement adapté au broyage du soja et du riz trempés en pâte.Il peut être utilisé pour fabriquer du lait de soja et des gâteaux de riz et d'autres produits.Il peut également être utilisé pour le broyage des aliments.
Tension : 220 V
Puissance : 1500W
Rendement : 70 kg/heure

Afaka mandefa faritra izahay raha alavitra ny misy anao
Manasa anao handefa hafatra ary raha mahaliana anao izany .

▶MITOHY NY PROMOTION Tohizan tsika ny promotion na efa tsy St Valentin intsony aza ☺Afaka maneho foana ianao fa tia azy ...
20/03/2025

▶MITOHY NY PROMOTION

Tohizan tsika ny promotion na efa tsy St Valentin intsony aza ☺
Afaka maneho foana ianao fa tia azy dia tolory fanomezana mamy kely izy mba hanamafy ilay fifankatiavanareo 😻😻

💚Bracelet pour couple lumineux (mazava alina)
💚Collier pour couple

☎032 53 756 00

Afaka manao livraison ary afaka mandefa faritra










Iza koa 😁😁
28/02/2025

Iza koa 😁😁

Ny fiainanao ihany koa ve tsy ampy vacance ☺☺😌

Mirary ny soa sy ny tsara hatrany
21/12/2024

Mirary ny soa sy ny tsara hatrany

Collier pour couple aimenté
01/10/2024

Collier pour couple aimenté

Miarahaba tompoko , 👉👉Roa (2) ihany no dispo fa aza tara 🫣🫣 Ho an-tsika izay manana orinasa kely ka te hampivoatra izany...
03/09/2024

Miarahaba tompoko ,
👉👉Roa (2) ihany no dispo fa aza tara 🫣🫣
Ho an-tsika izay manana orinasa kely ka te hampivoatra izany na ihany koa vao mikasa hanangana orinasa dia mety aminao ity .

Fitotoana akora toy ny katsaka ,soja,vary sns
Azo reglenao araka izay angezany tinao hivoaka aminy
Machine pour le broyage à sec et humide, qui peut broyer le blé, le riz, le maïs, le sorgho, le soja et d'autres cultures en poudre sèche.
Il est particulièrement adapté au broyage du soja et du riz trempés en pâte.Il peut être utilisé pour fabriquer du lait de soja et des gâteaux de riz et d'autres produits.Il peut également être utilisé pour le broyage des aliments.
Tension : 220 V
Puissance : 1500W
Rendement : 70 kg/heure

Contact : 038 10 325 78
Afaka mandefa faritra izahay raha alavitra ny misy anao
Manasa anao handefa hafatra ary raha mahaliana anao izany .
Mirary soa tompoko.

20/08/2024

Tandremo ihany ny namana fa ireny no ....

11/08/2024

Mbola mitohy ny Promotion fa sao tara dia tsy ahazo eo 😻😻😻

Address

Antananarivo
Itaosy
105

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Time of shopping posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Time of shopping:

Share