06/02/2024
Faly miarahaba antsika rehetra monina eto amin'ny Commune Rurale Alasora.
Ity pejy ity dia natao ho antsika te haneho hevitra amn-ny zavatra tsy mety , tsy ankasitrahantsika , eny mety ho fanatsarana ny eto amin'ny CRAL.
Misaotra antsika rehetra