12/04/2021
Mafy izany misakara amin'ny olona akaiky havana, Tsy hita izay ho raisina rehefa tojo ilay fotoana,😢...
Fanampiana azonay atolotra, izay mivarotra Lamba Mena ho an'ny maty, s'y ny kojakoja isan'karazany miaraka aminy, ( Lamba anatiny, gant, bâ...sns)
Ho fiarovana ano nohon'ny hamehana dia manao livraison faran'izay aingana indrindra izay, atsoy ny laharana 0346355516 na ny 0342193488 na mandefasa hafatra miafina,
Na koa manatona ny Tsena eo ampasika ampitan'ny station Shell. Samia velon'aina hikarakara izay mialoha lalana😢.