Distributeur Canal+ Agréé Antananarivo

Distributeur Canal+ Agréé Antananarivo 🥳Tongasoa ato ofisialy🥳
💥CANAL+ ANTANANARIVO 💥
👉Manasa anao andefa mp ra misy mahaliana
Contact: 0343729668

Fin du matcheVictoire 🔥PARIS SAINT GERMAIN 🔥
10/09/2026

Fin du matche
Victoire 🔥PARIS SAINT GERMAIN 🔥

Resultat.....
09/09/2026

Resultat.....

08/09/2026
07/09/2026

🥳💥 Promotion CANAL+💥🥳 hoan'ny eto Antananarivo

Mbola mitohy hatrany ny promo canal+ hoan'ny eto Antananarivo, Te hankafy fahitalavitra maro sy fandaharana tsara ve ianao?

Izao no fotoana tsara indrindra hidirana amin’ny CANAL+!

💰 50.000Ar ihany dia afahanao misitraka izany ka aza tara ary fa ANTSOY aingana ny laharana :
👇
📞 0343729668
Misitraka:
✅Decodeur nouveau modèle HD
✅ Abonnement Access 30jours
✅ Kits complets
✅ Livraison & installation GRATUITES

Ankafizo ao an-trano ny sarimihetsika, sport, dessins animés ary fandaharana maro miaraka amin’ny CANAL+ 📺✨

07/09/2026

🌸 Herinandro vaovao, fitahiana vaovao! 🌸

Mirary herinandro feno fahasalamana, fahasambarana, fiadanana ary fahombiazana ho antsika rehetra. 🙏✨
Enga anie izay kasaintsika rehetra ho tanteraka, ary ho lavitra antsika ny olana sy ny fahasahiranana.

💖 Mirary Alatsinainy finaritra sy herinandro mahafinaritra ho anareo rehetra! 🌷

🚨Matche à suivre.....
05/09/2026

🚨Matche à suivre.....

05/09/2026

Mirary tontolo andro fahafinaritra hoan tsika rehetra 🥰

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Distributeur Canal+ Agréé Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share