23/07/2026
🔌 TYPE-C TO HDTV 8 IN 1 ADAPTER – Multiport Hub 🔌
Ataovy mora kokoa ny fifandraisan'ny fitaovanao amin'ny adaptatera iray monja!
🤝 Prix : 50.000 Ariary
✨ Endri-javatra:
✅ HDTV (HDMI) 4K UHD – Asehoy amin'ny écran na TV ny sary sy vidéo amin'ny kalitao avo.
✅ USB 3.0 ×2 – Haingam-pandeha amin'ny famindrana rakitra sy fampifandraisana souris, clavier, clé USB, sns.
✅ USB-C PD – Afaka mampiasa sy mi-charge miaraka amin'izay (Power Delivery hatramin'ny 87W).
✅ RJ45 Ethernet – Internet stable sy haingam-pandeha amin'ny câble réseau.
✅ TF (Micro SD) & SD Card Reader – Mamaky sy mamindra sary, vidéo ary antontan-taratasy mora foana.
💻 Mifanaraka amin'ny:
Laptop USB-C
MacBook
Windows
Chrome OS
Linux
Smartphone sy tablette manohana USB-C Display Output (DisplayPort Alt Mode)
Ohatra : Samsung S10 , Aquos R5 , LG V60 miakatra
🎯 Tombony:
✔️ 8 fonctions ao anaty adaptatera iray.
✔️ Plug & Play – Tsy mila installer.
✔️ Vita amin'ny aluminium, tsara tarehy ary maharitra.
✔️ Mety ho an'ny asa, fianarana, gaming ary présentation.
📦 Ao anaty fonosana:
1 × Type-C to HDTV 8 in 1 Adapter
📩 Mifandraisa aminay raha mila fanazavana fanampiny na hanao commande. Entana tsara kalitao, vonona halefa.
Livraison Antananarivo 🚵 , Mandefa any @ faritra samihafa 🚞 . Contact 038 13 292 04 .