31/12/2025
💥Arabaina daholo nahatratra ny farany e💥
Mankasitraka indrindra @ fahatokisanareo anay na teto andrenivohitra na tany @ faritra.Misy ny lesoka Mila arenina,Misy ny Tsara tokony toizana ka dia iezaka izahay anome izay Tsara indrindra avy aty aminay.
@5 janoary any ndray Zahay no miverina miasa ka dia Samy manaova fety sambatra daholo tsika rehetra e😄