Rakoto La Marinade

Rakoto La Marinade Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rakoto La Marinade, Business Center, Antananarivo.

Rendez vous aty amin'ny point de vente , ieny efa misokatra ny point de vente ..ato amin'ny FANTAZIA ambaniny tranom- po...
19/04/2024

Rendez vous aty amin'ny point de vente , ieny efa misokatra ny point de vente ..ato amin'ny FANTAZIA ambaniny tranom- pokonolona ivato ..misokatra izahay alatsinainy hatraminy sabotsy
Poulet Mariné sy saucisse poulet amin'ny tsiro misy hisafidianana tsra
A la mexicaine , a la malagasy ,a l'oriental , spécial

01/04/2024

Mankasitraka foan anareo rehtra izay niaharaka taminay nandritra zay telo andro zay ....
Mankasitraka tompoko

Mbola aty ry zareo izahay
31/03/2024

Mbola aty ry zareo izahay

31/03/2024

Mbola aty zahay

30/03/2024

Ao daholo ve nareo .. ?? Zahay efa aty ngeh miandry anareo eh ..
Inona no masaka .. ?? Ny kotonotona de La Marinade ..
Ndao hifampizara tsiro indray isika

27/03/2024

Kitonotono de La Marinade 🍡🍢

Bonjour daholo mbola vonona hiaraka ve nareo .. ? Ndao ary isika hifanome fotoana eny @ ny News para ny sabotsy ,alahady , alatsinainy ho avy izao ..eny ianareo manandrana ny tsiro rehetra misy ato ..

Izahay ato aminy Rakoto La Marinade dia mankasitraka antsika rehetra nanaraka anay nandritra zay 2 andro zay ...Mankasit...
24/03/2024

Izahay ato aminy Rakoto La Marinade dia mankasitraka antsika rehetra nanaraka anay nandritra zay 2 andro zay ...
Mankasitraka ny groupe rehetra nanampy anay iany kuh ...

Mankasitraka manokana ny Association Dera Madagascar & France tamin ny fiara miasa

Mankasitraka antsika rehetra tompoko

Bonjour bonjour daholo oh..  !! Efa ato ndray zahay hoan izay ts afaka omaly ah...mbola ato ny anjara anareo ...tongava ...
24/03/2024

Bonjour bonjour daholo oh.. !! Efa ato ndray zahay hoan izay ts afaka omaly ah...mbola ato ny anjara anareo ...tongava maro

Mankasitraka anareo rehetra izay nanjifa sy tonga nitsidika ny stand Rakoto La Marinade ..zay ts afaka androany kousa an...
23/03/2024

Mankasitraka anareo rehetra izay nanjifa sy tonga nitsidika ny stand Rakoto La Marinade ..zay ts afaka androany kousa anefa dia mbola mitohy hatraminy rapitso ny hetsika antsika misokatra aminy 08 : 30 ny vavahady ...rapitso indray ary fotoana antsika rehetra ..

23/03/2024

Misy animation otran zao kuh angeh ry zareo eh. .

Tsy ho afaka tonga aty ve nareo ..ts maninona zan fa alefaso commande nareo fa izahay afaka manao livraison ..Zay manao ...
23/03/2024

Tsy ho afaka tonga aty ve nareo ..ts maninona zan fa alefaso commande nareo fa izahay afaka manao livraison ..
Zay manao commande androany sy rapitso manodidina ivato dia livraison gratuit
Contact : 038 46 894 93 ,034 65 078 96

Address

Antananarivo

Telephone

+261384689493

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rakoto La Marinade posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Rakoto La Marinade:

Share