Prix savon svp?

Prix savon svp? Vente en ligne de savons
(savon de ménage, toilette, détergent, pâte de savon, shampooing solide, savon à froid)

Hello Febroary ❤️❣️Le mois de l'Amour 🥰🌹🥀 Tsarovy fa afaka manatitra NOSY MANJA eny amin'ny toerana misy anao izahay Rah...
01/02/2025

Hello Febroary ❤️❣️
Le mois de l'Amour 🥰🌹🥀

Tsarovy fa afaka manatitra NOSY MANJA eny amin'ny toerana misy anao izahay
Raha te ho manjamanja amin'ny Saint-Valentin 🌸💁🏽‍♀️🧖🏽‍♀️

Amin'izao afanana izao dia tsara izy afangaro amin'ny masonjoany dia atao amin'ny alina

Manosonosotra NOSY MANJA izao no vahaolana
Mba hikojana ny hoditra tarehy 🥰 rehefa avy nosorana makiazy 💄💋

💰COMPLEMENT DE REVENU 💰❌ Sahirana ve ianao mitady ny savony ny Savonnerie Tropicale? ❌ Te hivarotra ve ianao nefa tsy ma...
07/05/2024

💰COMPLEMENT DE REVENU 💰

❌ Sahirana ve ianao mitady ny savony ny Savonnerie Tropicale?
❌ Te hivarotra ve ianao nefa tsy manana NIF & STAT?
❌ Te hanana fidiram-bola fanampiny 200Ar hatramin'ny 10.000Ar isan'andro?
❌ Te hanampy anay amin'ny fanaparitahana ny savony vitantsika Malagasy ve ianao?

🤩 Azo atao daholo izany ato amin'ny pejy

Araraoty ary! 💸

Tena azahona tombony izany an!!
Alefaso mp ny hoe "Savony" raha liana ianao

👚🍽🧼 Savony RAVINALA Savony ho an'ny sasa rehetraLovia, vilany, lamba...Mora, mateza, mandroatra tsara 🌸Vidiny mirary🌸Rav...
25/03/2024

👚🍽🧼 Savony RAVINALA

Savony ho an'ny sasa rehetra
Lovia, vilany, lamba...
Mora, mateza, mandroatra tsara

🌸Vidiny mirary🌸
Ravinala V8 80gr ▶️ 9.600 Ariary
Ravinala V12 115gr ▶️ 15.600 Ariary
18 isa ny anaty carton iray

🛵 Livraison 4.000 Ariary

✨✨✨ Vita Malagasy 🇲🇬 hatrany no atolotray anareo Mpanjifa Prix: 4.100 Ariary Misy savony hafa ihany koa ato amin'ny pejy...
19/03/2024

✨✨✨
Vita Malagasy 🇲🇬 hatrany no atolotray anareo Mpanjifa
Prix: 4.100 Ariary
Misy savony hafa ihany koa ato amin'ny pejy koa tsidiho
mp commande

🌸 Savony manitra fandroana 🌸Misy izay ilaina rehetra Ireo tena vita Malagasy 🇲🇬🇲🇬🌈 NOFY🌼 NOSY Kelly🌀 REVA💛 TROPICAL Misy...
16/03/2024

🌸 Savony manitra fandroana 🌸

Misy izay ilaina rehetra
Ireo tena vita Malagasy 🇲🇬🇲🇬
🌈 NOFY
🌼 NOSY Kelly
🌀 REVA
💛 TROPICAL

Misy 80gr sy 150gr
Manomboka 1.500Ar
Hanotanio izay ilaina 🥰

Mankasitraka anareo 7 sahady manaraka ny compte Rehefa tonga 50 isika dia misy kilalao ho ataotsika azahona savony gratu...
12/03/2024

Mankasitraka anareo 7 sahady manaraka ny compte
Rehefa tonga 50 isika dia misy kilalao ho ataotsika azahona savony gratuit 😍
Inviteo daholo ny namana hanaraka ny pejy

✅Nos conditions de vente✅:Merci de bien prendre en compte toutes les informations ci-dessous s'il vous plaît 🥰:🦋🏷️ Pour ...
12/03/2024

✅Nos conditions de vente✅:
Merci de bien prendre en compte toutes les informations ci-dessous s'il vous plaît 🥰:
🦋🏷️ Pour toute commande le client doit envoyer la/les photos de(s) l'article(s) souhaité(s) avec nom, grammage, parfum,....en envoyant un message privé pour confirmer.
🔥Aucun acompte exigé, paiement à la livraison

Conditions de livraison 🛵:
🦋🛵Seulement vente en ligne, pas de récupération (pour l'instant)
🦋🚐Veuillez préciser votre lieu ( votre quartier).Le responsable vous contactera par appel ou message privé 1 à 2 jours avant la livraison. La livraison se fait à partir de 9h jusqu'à 18h le lundi à samedi.
📤🖇️ Envoie des colis: on envoie votre commande par service rapide ou autre prestation. Le frais vers Province est à votre charge.

📌Mode de paiement 💸💸:
🦋 💎Pour ce qui sont à Antananarivo, le paiement se fait via Mobile money ou en espèces au moment de la livraison. ( Le tarif de livraison est de 4.000ar)
La livraison se fera selon le planning du livreur
🦋💎 Pour ceux qui sont en province, le paiement via mobile money est exigé, à effectuer 24h avant l'envoi du colis incluant la totalité de la commande + frais de déplacement du livreur. Cela est appuyée avec preuve de transaction ( capture d'écran ou référence d'envoi).

📌📌 Retour d'articles : une fois la livraison faite, aucun retour ou échange ne sera accepté sauf erreur de notre part. Nous vous prions de bien VÉRIFIER votre commande, et nous exigeons que vous payez le frais du livreur que vous preniez les colis ou pas.🥰

Mirary soa tompoko 🌼🙏

12/03/2024

Salama tompoko,
Tsy ho vaovao aminareo ny produit ho atolotray ato amin'ny pejy
Fa mba tianay fantatra ny hetahetanareo mba hahafa-po anareo mpanjifa
Sorato ao amin'ny commentaire ary izany
Misaotra tompoko

🤩🤩 Prix de lancement 🤩🤩Vovon-tsavony MADIO citron sy bleu ✅ 340 Ariary ny sachet iray 30grIzany hoe 3.400 Ariary ny sach...
12/03/2024

🤩🤩 Prix de lancement 🤩🤩

Vovon-tsavony MADIO citron sy bleu
✅ 340 Ariary ny sachet iray 30gr
Izany hoe 3.400 Ariary ny sachet 10

✨ Manadio ny lamba
✨ Tsy mampiofo
✨ Mandroatra tsara
✨ Manaja ny hoditry ny tanana
✨ Afaka hanasana fiara

Araraoty ary ny prix de lancement ny vovon-tsavony MADIO ato amin'ny pejy!
Hatramin'ny 22 marsa ity tolotra ity ka aza tara 🥰

🛵 Manao livraison
MP commande

Tsy dia hita eny amin'ny tsena mahazatra ny savony vokarin'ny orinasa Malagasy satria dia mirongatra ny importé Izahay d...
12/03/2024

Tsy dia hita eny amin'ny tsena mahazatra ny savony vokarin'ny orinasa Malagasy satria dia mirongatra ny importé

Izahay dia afaka manolotra ireo savony vokarin'ny Savonnerie Tropicale koa dia anao sisa ny safidy

Hanotanio izay mahaliana anao
🛵 Manao livraison

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00
Sunday 08:00 - 18:00

Telephone

+261346869000

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Prix savon svp? posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share