Ts'Ara Fy

Ts'Ara Fy Tantely pure an'Ala � �% naturels, azo antoka tsara tompoko �

Salama tompoko! Tonga indray ny Tantely An'ala ô ! Azo antoka tsara foana ny Tantelin'tsika an. 🐝 Tsy miova ny vidiny fa...
24/01/2026

Salama tompoko!
Tonga indray ny Tantely An'ala ô ! Azo antoka tsara foana ny Tantelin'tsika an.

🐝 Tsy miova ny vidiny fa 18.000ar hatrany ny Litre ☺️.

N.B: 40L disponible.

Contact : 034.92.973.87

Salama Daholo eee !Izahay dia Afaka mikarakara Goûté ho anareo  Mirary indrindra. Ny Sakafo Mafilotra sy Madio tsara  az...
27/08/2025

Salama Daholo eee !

Izahay dia Afaka mikarakara Goûté ho anareo Mirary indrindra. Ny Sakafo Mafilotra sy Madio tsara azo antoka hatrany.

=> ZAVA-MISY : _ Salade de pâtes
_ Mine Sao

=> Prix sans Barquette : _ 1500Ar
_1000Ar

=> Prix avec Barquette : _ 2700Ar
_ 2200Ar

N.B: Manao livraison hatrany izahay tompoko.

Alefao ary commande ô... Mp où 034.92.973.87

19/08/2025

🇲🇬Minitra vitsy no isaina dia hivaly ny vavakao🙏🙏
👇👇👇
AMEN🙏🙏

24/07/2025

HO TAHIAN'ANDRIAMANITRA MANOKANA IREO VEHIVAVY MIKETRIKA MBA MANAMPY NY FIDIRAMBOLA AO ANTRANO.
FIFANAMPIANA NY FIAINANA

24/07/2025

🙏😇 RAHA MIHATRIKA ADY IANAO TONONINA AM FINOANA HAMPANDRESY ANAO ANDRIAMANITRA AMEN 😇🙏

Salama daholo ô ! Tonga ndray ny arrivage ny Fy' Tanteli.ko. 🐝🐝🐝🌳 Ho anareo mitady ilay Tantely 🐝 azo antoka, tsy mitapo...
14/06/2025

Salama daholo ô !

Tonga ndray ny arrivage ny Fy' Tanteli.ko. 🐝🐝🐝🌳
Ho anareo mitady ilay Tantely 🐝 azo antoka, tsy mitapoka fa le Pure hatrany.

Afaka manao teste iany ko ary cacheté hatrany ny Tantelinay.

Tongava Mp ary tompoko, na miantso ny laharana 0349297387.

🌳 Tantely pure an'Ala na ( millefleurs ) 🐝🐝🐝☑️ Ilaina bé mintsy ny mitahiry tantely  andro efa mangatsika izao an!☑️  Ta...
05/04/2025

🌳 Tantely pure an'Ala na ( millefleurs ) 🐝🐝🐝

☑️ Ilaina bé mintsy ny mitahiry tantely andro efa mangatsika izao an!
☑️ Tantely 💯% naturels, azo antoka tsara
☑️ Afaka atao fanafody tsara mintsy
☑️ Mety tsara ho any zazakely sy ny Ankizy

=> Afaka miteste tsara ianao vao mandoh vola tompoko.

Prix : 18.000arl, 9.000ar 0,5l ( manome prix de gros 20l miakatra ), frais de livraison : 3000ar

=> Afaka mandefa iany ko izahay tompoko !

Contact : 0349297387/ 0329446567 na mp tompoko.

Salama iaby ô! . Ho antsika zay mitady ilay Tantely tena azo antoka, Ary tsy atahorana iany ko hoe mitapoka ny Fy' Tante...
29/03/2025

Salama iaby ô! .

Ho antsika zay mitady ilay Tantely tena azo antoka, Ary tsy atahorana iany ko hoe mitapoka ny Fy' Tanteli.ko 🐝.

Alefao ary ny commande fa efa maro ny afa-po an! 🥰

Mp ary tompoko na afaka miantso avy hatrany ny laharana. 0349297387.

Salama daholo e !Efa Tonga ndray ny Tantely 🐝🌳 Mille fleurs 🌳🐝.=> Tsy miova ny tsirony, ary amin'ilay tsara hatrany no a...
25/03/2025

Salama daholo e !

Efa Tonga ndray ny Tantely 🐝🌳 Mille fleurs 🌳🐝.
=> Tsy miova ny tsirony, ary amin'ilay tsara hatrany no atolotray anareo.

=> Azo atao fanafody iany koa noho izy 💯% naturel.

=> Ny vidiny iany koa dia tsy miova, ary manome vidiny ho an'ny maka maro hatrany izahay.

Vidiny : 18.000Ar 1l
Maka maro : 14.500Ar..

Contact : 034.92.973.87 na afaka mandefa hafatra miafina tompoko (mp).

=> Koa manasa antsika ary anjifa ny Tantely pure MILLE FLEURS, 💯% natoraly.

N.B : Afaka manao teste ianao vao mandoh vola... Alefao ary ny commande ôô!!!

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ts'Ara Fy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share