TSENA GASY GROUP

TSENA GASY GROUP Fitambarana tsena gasy maromaro

13/01/2026

Miarahaba antsika rehetra indray.
Ho fanampiana ireo Zaza ho tia sy hazoto hianatra dia manao "Atelier de lecture et motricité" izahay isakerinandro.
Maro ny Zavatra atao amin'izany, toy ny mamaky boky, mihaino tantara amin'ny boky, manao kilalao mampihetsika vatana sy mampiasa saina, mihirahira sns....
Izany dia manampy bé Ny Zanantsika haranin-tsaina, hanana fahakingàna.

Izy ity dia natao ho an'ny ankizy rehetra tsy ankanavaka manomboka eo amin'ny 2 taona dia efa afaka manatrika.
Miaraka amin'ny AVS na Assistante de vie scolaire/sociale des enfants Autistes.

Maraina amin'ny 9ora-12 ora
sy ny hariva 1ora- 4 ora.
Toerana: Ambohidroa Andranomena
Contact: 0348975959
0336233288

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TSENA GASY GROUP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share