06/05/2025
❌ARARAOTY FA PRIX MISERANA❌
OFFRE SPÉCIAL FÊTE DE MÈRE‼️
Haingon-trano farak'izay mihaja izy ity, afaka atao cadeau tsara ankoatry ny maha ara-pahasalamana azy.
*Maro be isika no mbola tsy mahafantatra tsara ny ilana azy izay mihevitra azy ho haingitraingitra fotsiny ihany,vakio ary ny fanazavana
*ILaina be ny diffuseur (300ml) rehefa fotoana tsy fisian'ny orana ka hielezan'ny aretina toa izao(gripa,sery,kohaka,alerzia,sns...).
Ny Asany:
✔️Hanamando an'io rivotra maina be sy feno vovoka hiainantsika io
✔️Hanadio sy hanome rivo-baovao
✔️Hanamanitra ny maimbo2 bona sy mamono ny virus entin'ny rivotra koa izy,indrindra raha asiantsika "parfum"na "huile essentielle". Afaka atao rano tsotra raha tsy mahazaka fofona manimanitra na tsy tia fofona huile
Prix: 30.000ar
Cros: 20.000ar
Contact ☎️: 038 06 357 61
WhatsApp 📞 : 032 70 691 81
Mandefa any amin'ny Faritra izahay🥰