18/07/2025
π΄πππππππ πππππππ π²π¬β€οΈ
ππ² ''π
πππππ''
β‘π
πππππππππ πππππππππ
ππ ππππππ ππ ππ π
πππππ!
Fantaro fa raha misy olona maty dia ny FOITRANY mbola MAFANA foana hatramin'ny ora 3 aorian'ny fahafatesany.
β
οΈNy foitra (Nabhi) dia fanomezana lehibe nomen'Ny Nahary anao.
β
οΈTeo amin'ny foitra no nametrahany ny rohy mankany amin'ny ahitrin'ny vehivavy fony ianao tany ambohoka hifandraisana.
β
οΈTeo amin'io foitra io ny sakafo no miditra ny kibo fony tany am-bohoka!
βοΈAnisan'ny MAMPIAINA koa ny foitra raha aminβny fampizarana Μ''oxygΓ¨ne''sy famoahana ''dioxyde de carbone''!
βοΈNy ankamaroan'ny lalan-drΓ sy ny retsika rehetra amin'ny vatana sy ratsam-batana ary taova dia mifandray amin'ny foitra.
βοΈNy"PECHOTI" izay hita ao ambadiky ny foitra dia misy lalan-drΓ miisa 72 000 mifandray, aminβio vatana rehetra io no hita izany.
βοΈNoho ireo lalan-drΓ amin'ny foitra ireo no ahafan'ny foitra mifandray amin'ny taova sy ratsambatana rehetra ka ahafana mitsabo ny aretina.
π΄Misy ireo menaka na lohamenaka azo ampiasaina atao aminβny foitra, fa diloilo cocoπ₯₯ dia mety tompoko.
βRaha maina ny maso indrindra ireny olondehibe ray aman-dreny ireny dia asio menaka ny foitrany.
βAfaka manala ny mony maharitra sy ratsy ny hanasiana menaka ny foitra,
βRaha manana olana amin'ny maso dia asio menaka ny foitra,
βManana olana amin'ny SARAKATY izay isan'ny mahatonga ny aretin'ny VOA sy DIABETA dia asio menaka ny foitra.
βMaina molotra lava na simba ny volo na maina ny tarehy dia asio menaka ny foitra,
βMarary lohalika na mangovingovitra, mararirary ny ratsam-batana dia asio menaka ny foitra,
βSimba ny hoho na vakivaky, toa izany ny hoditra asio menaka ny foitra,
βMafana hoditra ny zaza, asio menaka ny foitra,
πTaloha ny fomba fatao asiana alikaola ny foitra, mampiafana iny ekena, fa amin'izao asio menaka ny foitra dia hidina ny hafanana,
βNa inona na inona mahazo ny zazakely na menavava dia asio menaka kely foana ny foitrany!