Sah Mode

Sah Mode ✨ Sah’Mode se transforme et s’agrandit… 🔄 De nouvelles inspirations, 🛍️ des produits variés et toujours le même soin apporté à vos envies ! 💖

24/08/2025

Bonsoir daholo!Tsy hoe nanadino fa mbola namita adidy

18/07/2025

Bonjour ki malala isany an✋
Manaova mafana fa tena mangatsika be ny andro😬😱
👉Izany eo ihany fa mbola disponible ilay kopy be antsika isotroana zavatra mafana an☕☕

17/07/2025

Soava mandry aby kia💞
bisous be daholo dia araho foana ny page tsika fa oavy tsy o ela ny arrivage😘

❤❤❤
17/07/2025

❤❤❤

17/07/2025

Maraim_baovao indray o😊
Mirary tontolo andro mahafinaritra oantsika rehetra😘

16/07/2025

Bonne nuit daholo o🛌🛌

Mbola mba andeha hanao vacance ihany ary ve amin'ity taona ity 😌???Tsy aiko hoe mba misy ohatranay ve ki ianareo ato fa ...
16/07/2025

Mbola mba andeha hanao vacance ihany ary ve amin'ity taona ity 😌???

Tsy aiko hoe mba misy ohatranay ve ki ianareo ato fa izahay de mbola tsy hay na mba ande vancance amin'ity taona ity na tsia🤧.
Ho antsika maman zao mba tsy tena manenjikenjika be aloha amin'izao fa mba afaka m'souffle kely rehefa mba tsy mianatra ny kilonga. De mody mba asina chocolat chaud 🍫☕ kely sy mofom-bazaha 🥐 kely miala amin'ny mahazatra aloha rehefa ato ihany😅🤭.
Ianareo maman namako ato mba ahoana?
Aiza ki nareo no mba te andeha vancance 🏖??
Misy tonga de te ho any andafy mihitsy izao eee😆😎
Na izany na tsy izany ary ny Mug tsika de mbola disponible hatrany ho an'ireo zay mba te anao zavatra mafana ao an-trano, sady mba atao mitovy daholo ny an'ny ao an-trano eee🥰
Zay fa de bonnes vacances daholo na ireo efa lasa na ny mbola taraiky sy tsy fantatra ohatranay eee😜🥰😘

Ito anie ki ka manja kely e😍4- 5ans antonona azy tsara✅Mp fa ataoko mora be ny vidiny🚗Livraison possible🚗
16/07/2025

Ito anie ki ka manja kely e😍
4- 5ans antonona azy tsara
✅Mp fa ataoko mora be ny vidiny
🚗Livraison possible🚗

Bonjour daholo😊🖐
16/07/2025

Bonjour daholo😊🖐

16/07/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Vannia Camella, Linah Nomenjanahary, Andriniaina Sarah, Jø Jø, Camyh RH, Fyh Tahiana, Rubis Rose

Address

Vatosoa
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sah Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share