Miora Rakoto

Miora Rakoto Tongasoa ! Entana voafantina sy prix mirary hatrany no atolotra ho anareo, satria mendrika izany ianareo❣️

19/01/2026

👶✨ Ray aman-dreny ô!
Tonga ny arrivage vaovao akanjo zaza 💕
✔️ Qualité tsara
✔️ Importation
✔️ Tsara tarehy sady MORA BE

Ataovy mihaingo sy mahazo aina ny zanakao, nefa tsy mandany vola be 💖
📞 Antsoy avy hatrany: 038 24 167 51
📩 MP koa azo atao
🚚 Manao livraison

✨ Mirary TAONA VAOVAO 2026 feno hazavana! ✨Lasa ny fety, fa tsy mijanona ny nofy.Zavatra tsara be no efa an-dalam-panoma...
07/01/2026

✨ Mirary TAONA VAOVAO 2026 feno hazavana! ✨
Lasa ny fety, fa tsy mijanona ny nofy.
Zavatra tsara be no efa an-dalam-panomanana ho anareo,
ka araho maso fa mbola ho tsara lavitra ny ho avy! 🌟🚀

PROMO✨️ 🎁Tennis zazakely Pointure 28💥 15.000 Ar 💥Tena mafy tsara. Mahavita année scolaire 2025-2026
29/09/2025

PROMO✨️ 🎁

Tennis zazakely Pointure 28

💥 15.000 Ar 💥

Tena mafy tsara.
Mahavita année scolaire 2025-2026

Betsaka isika no mametraka an'ireto fanontaniana ireto : - hisafidy ilay tena pointure ve ?- Ilay metimety am forme ny t...
16/09/2025

Betsaka isika no mametraka an'ireto fanontaniana ireto :

- hisafidy ilay tena pointure ve ?
- Ilay metimety am forme ny tongotra ?
- Hafiriana no hanaovany ilay kiraro?
- Sao de tokony entiko manandrana aty antsena mihitsy aza ilay zaza ?

Perso : ataoko mihoatra ny 1 CM foana rehefa mividy kiraro amizay misy marge kely mampahazo aina fa tsy atao ngeza loatra koa amin'ilay misy hitomboany☺️

Mirary soa hatrany
Bonne rentrée scolaire daholo rankizy an. Bisous bisous 😘😘

Manan-jina ny rà 🩸latsaka. Manan-jina !Mankahery indrindra ny fianakavian’ny mana-manjo.Ory loatra ny vahoaka malagasy t...
18/07/2025

Manan-jina ny rà 🩸latsaka. Manan-jina !

Mankahery indrindra ny fianakavian’ny mana-manjo.

Ory loatra ny vahoaka malagasy tratry ny tsy fahandriam-pahalemana.
Hatram sakafo hoanina lasa mampa-tahoatra🥲


13/06/2025

Ampiana collant, boots, manteau d lasa zao kiala Jejooo🥰😘

👉Jupe plissé cuir : 20.000 Ar
👉Haut blanc : 15.000 Ar

Mp ou Contact 038 24 167 51
🛵Livraison rapide

👉Jogging mafana tsara💥Prix promotion mora be💥Jogging ankizy : 1 à 3 ans = 35.000 ArJogging lehibe : S,M,L = 55.000 Ar Pu...
13/06/2025

👉Jogging mafana tsara
💥Prix promotion mora be💥

Jogging ankizy : 1 à 3 ans = 35.000 Ar
Jogging lehibe : S,M,L = 55.000 Ar
Pull( haut) : 3 à 8 ans = 20.000 Ar
Doudoune: 2 à 6 ans = 20.000 Ar
Sweatshirt : 1 à 12 ans= 15.000 Ar

Mp ou Contact 034 03 941 52/ 038 24 167 51
🛵Livraison rapide

👉 STAND 98⏰️  9h_17h.Contact 0382416751🌼Bon shopping 🌿
21/05/2025

👉 STAND 98
⏰️ 9h_17h.

Contact
0382416751

🌼Bon shopping 🌿

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miora Rakoto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share