04/05/2026
🔥 Efa miova indray ny Internet… ary maro no mbola tsy mahatsikaritra izany.
Talohan’izay :
🔹 Web 1.0
Namaky vaovao fotsiny isika.
🔹 Web 2.0
Nifandray, nandefa sary, nanao post…
Fa ny tena marina? ❌ Tsy antsika ny angon-drakitsika.
Ankehitriny :
🔹 Web 3.0
Miditra ny Blockchain
👉 Tsy mamaky sy mifandray fotsiny intsony…
👉 Fa manana sy mifehy ny antsika isika.
❌ Tsy “trend” fotsiny ny crypto
❌ Tsy “resaka vola haingana”
✔️ Fa izy no rafitra ara-bola vaovao ao amin’ny Internet
Toy ny nanovan’ny Internet ny vaovao,
👉 Ny Blockchain kosa manova ny vola sy ny fananana.
💡 Eritrereto tsara :
Raha mbola tsy azonao io androany…
Rahampitso mety efa tara ianao.
❓ Fanontaniana :
👉 Ho mpijery fotsiny ve ianao ?
👉 Sa ho isan’ireo mahatakatra sy manararaotra aloha ?
Z L page