Akoho Manatody Lava Seraina

Akoho Manatody Lava Seraina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Akoho Manatody Lava Seraina, Business Center, Antananarivo.

Salama tompoko !Iza le anao fety le mbol tsy nahazoMandray commende ndray zay ooohPoularde (akoho lany atody)Matavy 2kg ...
22/06/2025

Salama tompoko !
Iza le anao fety le mbol tsy nahazo
Mandray commende ndray zay oooh
Poularde (akoho lany atody)
Matavy 2kg moyenne
Afaka mamoly s manao livraison s mandef faritra
Lieu 67ha
Mp na 0332582406

Pondeuse 18semaineSalam tsarVita vaccine reetraRace Isa brown10isa
24/11/2024

Pondeuse 18semaine
Salam tsar
Vita vaccine reetra
Race Isa brown
10isa

Mbola misy disponible le pondeuse 11 semainee ooohAraraoty fa kely sisaAfak mandray commende ze isa ilainaMandefa faritr...
01/11/2024

Mbola misy disponible le pondeuse 11 semainee oooh
Araraoty fa kely sisa
Afak mandray commende ze isa ilaina
Mandefa faritra
Race:Iza brown,30000ar fotsin
Mp aingan f kely sisa

12/10/2024

Poularde vaventy tsar oooh
Mp ze icommende

Poularde matave tsarManao livraison sy afaka mamolyMp ary oooh
05/09/2024

Poularde matave tsar
Manao livraison sy afaka mamoly
Mp ary oooh

Salama daholo ndray oooh!Iza indray ilay ikarakara  fety oooh,Misy ndray ny poularde (akoho lany atody)2kg daholo ny ako...
20/08/2024

Salama daholo ndray oooh!
Iza indray ilay ikarakara fety oooh,
Misy ndray ny poularde (akoho lany atody)
2kg daholo ny akoho!Afaka manao Livraison !
Mp ary oooh!

Mila toro hevitra momban'ny fiompiana akoho manatody lava ve ianareo?ampetrao fanotaniana fa ou valiko  ADINO NY MJ'AIME...
19/08/2024

Mila toro hevitra momban'ny fiompiana akoho manatody lava ve ianareo?ampetrao fanotaniana fa ou valiko

ADINO NY MJ'AIME NY PAGE AAA

01/08/2024


Alefao androany ny comande hoanareo izay mila rahapitso,
Araroty ary vonjivonjeo fa mandalo ihany!!
Prix:
Tel:0342973978

31/07/2024

Salama tompoko !
Iza le mikarakara lanona na anao fety oooh
Manana Poularde izay
Afak Manao livraison s Mandefa @,faritra
Afaka mamoly

31/07/2024

Mbola misy hatrany ny akoho lany atody hoanareo anao fety!! Ommenaa prix de gros ianareo!!
Afaka manao livraison ary mandefa any @ faritra!
Mp ary!
Tel:0342973978
0332582406

!

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akoho Manatody Lava Seraina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share