07/06/2024
Bonjour! Izahay ato pare brise Dia manao asa rehetra mombany fitaratra :
****N'a fitaratra trano
(Varavarakely ,varavarabe, fitarafana ao antrano ,) ...sns izay resaka fitaratra ilainao...
***Fitaratra fiara n'a Marika inona n'a inona ( pare brise ,lunette arrière,fitaratra latéral, rétroviseurs,portier)
Manao ADAPTATION, RÉPARATION ,D'ORIGINE SNS....
Afaka mideplace izahay ...
Mandefa entana province Iany koa!
Miditra mp n'a miantso mivantana n'y tompon'andraikitra ,fa anome fahafampo anareo izahay .
Tel: +261333734849
+261388492552
Mankasitraka anareo manome fahatokisana anay n asanareo 🤗👌