19/08/2026
🚨Ho anareo izay mbola tsy mahafantatra ny atao hoe sectionneur ity!
------------------------
⚠️Mbola Mitohy hatrany ny fisoratan'anarana amin'ilay formation Génie électrique
Araraoty hatrany fa misy Sarany manokana ho an'ireo mpianatra nanao BEPC sy Bac farany Téo( Na afaka na tsy afaka)
☎️034 75 308 16
🏠 Nanisana Bâtiment Lycée Vitale près Station Shell Vatosoa